Fanafody

1. lazaroa ( 08/02/2013 07:03)
Azo fantarina eto ve hoe inona daholo ireo fanafody tokony ho hita ao amin'ny tokatrano iray misy zaza. iany ireo fanafody tsy maintsy ilaina.
misaotra e!
répondu par sipagasy le 09/02/2013 20:09
2. sipagasy ( 09/02/2013 20:09)
fanafody fanadiovana ratra, alkola modifié sy eosine, dia fanafody mampidina mari-pana doliprane, dia karazana fanafody ho an'ny vonjy taitra izany e! "kit anti venin", pomade pour les bleus/coups, sparadrap, gants à usage unique, bandes,
izay aloha no ato an-tsaiko voalohany

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1883