Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
pompom ( 07/02/2013 07:25)
Vohoka lahy sa vavy,ahoana no atao???
Manahoana daholo, Mba mis fanontaniana kely ity Misy efa nanandrana fomba ahazoana zazavavy na lahy kely ve?régime na fombafomba ka nahomby dia ahoana no nataonareo? Mba maniry hanana zanaka vavy aho... tohiny
novalian'i nounourse ny 24/05/2013 16:28
pompom ( 07/02/2013 07:18)
Vohoka lahy sa vavy,ahoana no atao???
Mnahoana daholo, Mba misy fanontaniana kely:efa nisy nanandrana an'ilay manao régime ahazoana lahy na vavy ve???na fomba hafa ka nahomby,mba toroy hevitra hoe! Izaho mantsy izao efa 2 lahy ny zanako ... tohiny
andry2013 ( 07/02/2013 03:31)
Tena iray, Fanahy iray, Fanantenana iray, Tompo iray, Finoana iray, Batemy iray (Efezianina 4, 3-6)
Hafatr’i Md Paoly Mikeleza aina hitana ny firaisam-po amam-panahy akamban'ny fihavanana; [b][u]fa tsy misy afa-tsy tena iray, sy Fanahy iray, araka ny niantsoana anareo ho amin'ny fanantenana iray;... tohiny
novalian'i Miharena ny 07/02/2013 15:59
andrywui ( 06/02/2013 18:42)
tena mampalaelo mafy i dada kale !!
[u]underline text[/u][quote] [u]Afrika Atsimo – Mbola?nogiazan’ny?Fitsarana? ny?pasipaoron-dRavalomanana[/u]?? digg 0 Fanehoan-kevitra Araka?ny?vaovao?navoa-kan’ny?Agence?France?Presse,?nivoak... tohiny
novalian'i andrywui ny 12/02/2013 08:15
didi10 ( 06/02/2013 09:39)
Samy miantso Yeshoua saingy ny iray mandrava ny lalàna ny iray mandrava ny testamenta vaovao
Amin'ny mpandalina ny finoana ny tena satria ho ny Tompo hoe:" Fantaro ny zavatra rehetra ary hazony mafy izay tsara" dia nandinika ireto fiangonana 2 ireto aho. 1- Ny fiangonan'i Episkopo Edouard iza... tohiny
novalian'i RA TAN ny 17/05/2017 12:13
rabefou ( 05/02/2013 18:45)
misy "sosie" mandehandeha amin'izao a!
ô rey olona e! na Jesoa/Jesosy/Yeshoah, izy daholo io fa isika génération fa 57 raha atao hoe 35 taona no mivadika ny génération ka miova eny an-dalana ny fomba fanononana Anarana. tsara ny mana... tohiny
novalian'i Miharena ny 11/02/2013 16:36
andry2013 ( 05/02/2013 04:26)
Ny Anjely aza mba Niarahaba Azy koa
Matetika dia tsy azon’ny olona sasany loatra ilay hoe “Arahaba ry Maria” fanaon’ny kristianina katolika , mety misy mihitsy aza no mihevitra fa tsy manana fototra ara-baiboly izy io, azo laz... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 26/02/2013 05:51
akamatiana ( 04/02/2013 15:57)
Toerana any Mahajanga
Miarahaba antsika rehetra , mba saika anontany an'ireo namana izay mipetraka any mahajanga ny tenanay , mikasa ny mba hanao vakansy any manko , ka raha mba misy mahafantatra toerana ( villa sns....) a... tohiny
novalian'i miarilala ny 18/03/2013 20:41
amig0 ( 04/02/2013 14:49)
Ianareo mipetraka any angletera
Mba hataovy ny manoratra aty amiko ary mba lazao ny mombombanio firenena io eh. Mba ti ho any....... tohiny
tsitialainga ( 04/02/2013 08:42)
Sarotra ve sa mahafaty ny mba manandrana e!
Efa lohahevitra niverimberina im-betsaka teto ny mikasika ny anaran'izay Andriamanitra tokony hantsoin'ny Malagasy, marina fa samy naneho hevitra tao daholo izay mpikaroka sy mpandalina sy mpitondra f... tohiny
novalian'i totoavina ny 13/02/2013 15:38
zounante ( 04/02/2013 07:16)
zounante
slt! mba mila fanampiana ho an'izay afaka manampy! groupe Evengelique mitady olona afaka mampianatra technique vocal, scenario, sns... Misaotra tompoko!!!!! ... tohiny
novalian'i miarana ny 04/02/2013 09:17
rabefou ( 03/02/2013 19:04)
BOULE Maçonnique eran'Antananarivo?
oviana kay no napetraka 'lay stelle eo mahamasina io? dia misy iray koa eny amin'ny jardin-Andohalo, dia misy iray koa eo Ankorondrao amin'ilay lalana mandalo ny Henri Fraise fils iny. misy interpreta... tohiny
didi10 ( 03/02/2013 14:33)
ny lanjan'ny fahotana (kely sy lehibe), ny vokatry ny fahotana (mahafaty sy tsy mahafaty)
Ao anatin'ny fiangonana misy "konfesy" dia misy ny fahotana kely sy lehibe: raha nanao fahotana kely ianao dia ny Pretra ihany dia afaka mamela ny fahotanao fa raha manao fahotana lehibe ianao dia tsy... tohiny
novalian'i sitlo ny 08/02/2013 22:31
niryna ( 02/02/2013 20:33)
Ary hono hoy aho ry zareo! Ahoana tokoa re izany e !
Nanome tsodrano an'ny taranaka rehetra nifandimby Andriamanitra an.Ny tso drano koa moa mahery rahateo ary niafara ny hoe mitera-fito lahy sy fito-vavy ny antsika malagasy.Mino tanteraka aho fa tsy ma... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 12/02/2013 06:05
rabefou ( 02/02/2013 17:49)
effectif ao an-dakilasy
misy sekoly izay hitako, tsy holazaiko hoe aiza io; fa fanontaniana no apetrako, ampitapitao. misy mpianatra eo ho eo amin'ny 75 isa iray kilasy (lycée privé). Mety ve izany???... tohiny
tsiahi ( 01/02/2013 22:38)
Bjr dhl, Te hividy Sprinter any Belgique aho, iza...
Bjr dhl, Te hividy Sprinter any Belgique aho, iza no mba mahafantatra ny misy ivdianana azy ireny any ?, Sady toa tonga dia mandefa aty Madagascara koa hono ny any . Misaotra mialoha .... tohiny
niryna ( 01/02/2013 17:31)
Hoy ilay tovovavy hoe: Efa lasan'ny olona avokoa ny tsara rehetra
Dia mahavariana tokoa ny tovovavy indraindray an,lazainy fa efa lasan'ny olona avokoa hono ny tsara rehetra- izany hoe manambady avokoa ny tsara fa dia eny amin'ny bar sisa izy no mijerijery whoops M... tohiny
novalian'i didi10 ny 05/02/2013 08:01
ral_ ( 01/02/2013 11:54)
Slow manja
Miarahaba ny rehetra Misy duo mitondra ny lohateny hoe mila anao izay mpandeha tamin'ny onjam-peo tamin'ny taona 85-89 tany ho any. Misy fiverenana taha ka izao (tonony) Ny soisory, ny alahelo ,ny ad... tohiny
didi10 ( 01/02/2013 11:17)
Mianara, minoa, mibebaha dieny mbola tsy tara
[b][u]Ny Kristiana sy ny didin'Andriamanitra[/u][/b] [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=6VDrTggX6IY[/youtube] [b][u]Ny Kristiana sy ny Sabata[/u][/b] [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=Q7... tohiny
novalian'i bor2lais ny 02/02/2013 12:44
Nehemiah ( 01/02/2013 08:04)
Mitady hiran'i Jaojoby
Aiza moa no azo hanaovana téléchargement ny hiran'i Jaojoby misy hoe : "Samy taranak'i Adama sy Eva ka mifankatiava" azafady ?... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 05/04/2013 06:49
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9262