effectif ao an-dakilasy

1. rabefou ( 02/02/2013 17:49)
misy sekoly izay hitako, tsy holazaiko hoe aiza io; fa fanontaniana no apetrako, ampitapitao.
misy mpianatra eo ho eo amin'ny 75 isa iray kilasy (lycée privé). Mety ve izany???
2. nounourse ( 02/02/2013 20:47)
Raha amiko manokana lony dia tsy ilay effectif loatra ny olana e. Ny lycée an'ny tany mandroso ary mbola mihoatra noho io fa mbola tsara lavitra ny niveau sy ny fahaizan'ny ankizy.

Amiko manokana tsy ny effectif lotra no maha mahay sa tsy mahay ny ankizy fa miankina amin'ny :
- Methode ampiasain'ny sekoly sy ny mpampianatra ampitaina ny lesona
- Methode d'evaluation
- Ny tanjona : pour former une tete bien faite ou une tete bien pleine
- Ny fahampian'ny fitaovana misy ao ampianarana (jiro, ny fahampian'ny dabilio, micro,projecteur....),
- Ny manodidina hoe: malalaka tsara ilay sekoly sy indrindra ilay kilasy fianarana
- Dia miankina amin'ny ankizy mpianatra tsirairay koa indrindra indrindra hoe : vonona ny hianatra ve sa tsia, ka na vitsy na maro ny effectif rehefa tsy vonona izy dia tsy mety .
3. Nehemiah ( 04/02/2013 06:39)
@ maha-mpampianatra ahy no itenenako an'izao : absurde indrindra izany.
Efa sarotra ny manaraka ny fiananaran'ny ankizy 35. Ny tena tokony ho izy dia tsy mihoatra ny 25 ny isan'ny ankizy iray lakilasy, raha tsy izay, tsy hisy pédagogie vanona eo. Ka raha 75 dia inona fotsiny no mbola azo atao ?
4. nounourse ( 04/02/2013 13:52)

Io lony samy manana ny heviny ny mpampianatra. Fa amiko amin'ny maha mpiantra ahy dia ireo zavatra ireo no ilaiko. mety hoe aminao ilay izy tsy mety, mal à l'aise enao rehefa betsaka, na tsy mifanaraka amin'ny methode pedagogique anao, fa amin'ny mpampianatra hafa tsy misy olana. Moa koa ilay toe-tsaina gasy sy toe-tsaina vahiny sami hafa, ny aty tsy misy olana amin'ny mpampianatra izany.
Amiko kosa ngamba ankizy any amin'ny Lycée izany tsy mila arahi-maso be intsony, fa efa responsable ary efa tompon'ny tenany. Fa raha oe anaramaso ny tsirairay koa no mbola atao ankoatry ny mampianatra dia ho vizaka eo fa tsy ho vita na mpianatra 15 ary, sady mankarary fo, no maha kizitina.
Sady raha zatra arahi-maso fona ne ny mpianatra tsy ho tonga amin'ny ilay hoe autonome mihintsy (hoe mianatra izy satria misy tanjony ao, dia tsy miandry arahi maso fona ve vo ahavita devoir ohatra). Fa ny tokony ataon mpampianatra dia aseho azy fa mampita fahalalana enao, nefa refa manaraka izy tan mieux rehefa tsy manarak izy tan pi, fa samy manana ny safidiny malalaka ary samy mijinja ny nafafiny. Ka na mpianatra 100 ary, tonga saina ho azy.
5. Nehemiah ( 05/02/2013 07:04)
Hmmm... avelao aho mba hiteny anao am-panajàna, tsy azonao an-tsaina mihitsy ny réalitén'ny fanabeazana aty Madagasikara. Sady diso daholo ny zavatra teneninao.
6. nounourse ( 05/02/2013 09:52)

EEEeee...azoko antsaina tsara mihintsy satria za mpianatra tany Madagascar maternelle jusqu'à Maitrise. Izaho lony tsy iteny aminao oe marina ny hevitrao na diso satria io fanehoana hevitra dia atao ampanajana amin'ny fanajana ny hevitry ny hafa. FA amiko olana hafa mintsy no probleme amin'izy io fa tsy dia ilay effectif lotra.
Efa niainako zany mpianatra 100 izany tany, fa amiko amin'ny maha mpianatra ahy tsy misy probleme, misy koa mpampianatra "ça les arrange",nena fotsin no itako lesoka dia ilay efa notononiko tery ambony.
7. Nehemiah ( 05/02/2013 13:18)
Ka tsy resaka hoe mi-arranger ny sasany na tsia ilay izy na misy tafavoaka ihany na tsia fa ny impact négatif @ resaka fanabeazana. Ny ankizy @'zao tsy tonga saina ho azy fa mila tairina (na lycée aza). Ary fantatro tsara fa mety azy ireo lavitra kokoa rehefa vitsivitsy ny iray lakilasy toy izay betsaka be. Ary tsy misy idiran' ny fahasamihafan'ny toetsaina vazaha sy gasy izany.
8. nounourse ( 05/02/2013 15:51)
Tena tsy azonao mihintsy ilay tiko ho tenenina dia aleo amin'izao, lasa lava be ny resaka. Amiko tsy io no mampisy ny impact negatif, satria hatramin'izay be effectif ny sekoly nianarako fa tsara foana ny resultat globale par rapport ny amin hafa, ka tsy dia itako loatra ny impact negatif tianao lazaina, raha tsy hoe ny fahasahirananao satria enao vizaka fa tsy maintsy manara maso ny tsirairay. Amiko methode ny sekoly sy ny tsy fahampian'ny fitaovana no tena lesoka be ho an Madagascar, dia mbola misy hafa koa fa lava be ra zary taninsaina.

Tena misy idirany mihintsy ilay fahasamihafan'ny toe-tsaina ka, satria ny tiko ho azavaina aminao amin'io dia raha toe-tsaina vahiny tsy misy olana aminy ny effectif, c le resultat ki compte de ca marche. fa raha toe- tsaina malagasy dia ity pbm effectif foana no asesy fa tsy mety fa io no maharatsy ny fianarana semble t-il. Dia tsy mahagaga amina mihintsy lony raha mijanona tsy mandroso ohatr izao Madagascar, satria tsy fantany kory oe in no tena pbm an amin le fampianarana.
9. nounourse ( 05/02/2013 15:56)

Lasa adi-hevitra be izy ti fa aleo ngamba izaho ijanona eo. tsy ny andresy lahatra anao no tanjoko fa ny aneho ny hevitro manoloana ny zava-misy, sy manolotra izay fahaizana kely anananako manoloana ny zavatra efa hita. Raha toa moa izay ny hevitrao ataoko ahoana fa dia manaja, fa izy io tsy ifampikirizana.
10. rabefou ( 05/02/2013 18:29)
ny iangaviako anareo, tsy ifamaliana ilay hevitra fa io zava-misy io dia aty Madagascar, Tsy misy afa-tsy tableau noir sy Craie no miasa ao. ny tranga hita dia ireo R.A.D-n'ny mpianatra tsy mba mi-réagir, fa any ivelan'ny sekoly vao sahy miteny. inona no azontsika anampiana ireo R.A.D ireo fa manahy ny hoavin'ny Taranany izy. Merci.
11. Nehemiah ( 06/02/2013 05:53)
Moa nisy izao olana izao raha mba any @ fanabeazana no betsaka ny zava-bita fa tsy ny Coliseum manara-penitra ?
12. Nehemiah ( 06/02/2013 05:55)
Maninona izany no tsy atao 1000 ny iray lakilasy e ?
13. pissoa ( 07/02/2013 07:43)
Hono hoa, fa taiza i Nounourse no nianatra ? Izany oe sekoly betsaka ny effectif ao ampianarana nefa tsara noho ny hafa izany foana ny resultat ? Amin'izany mantsy mety mba mora kokoa ny vola aloha (satria betsaka ny iray kilasy) nefa ny resultats tsara. Sa bedy ve raha manao pub eto ?
14. nounourse ( 07/02/2013 11:33)
1-Ilay ecolage tsy miankina amin akelin sy ny abetsakin'ny effectif fa amin qualite an fampianarana sy ny renome an le sekoly....tsy ho tenenko n anaran ilay sekoly...fa sekoly catholique izy io. ary iaraha mahalala fa ny sekoly catholik au moins 50 no iray kilasy...nefa itantsika amin resultat ireny hoe manao ahoan e...sady voataIza ara panahy no voataiza ara-tsaina.......Mino aho fa any Madagascar itan-tsika oe manao ahoana ny sekoly catholique. Be effectif nef mahay. Tamin'ny anee derniere io sekoly nianarako io nahatratra 97% ny bacc. raha tinao ho fantatra kokoa dia anontanio oe iza ilay sekoly catholik nahatratra anio n bacc tao antsirabe de firy ny effectif.
dia raha mbola tsy mino ianao dia aleo mande makany ngamba dia manontany information.

2-Faharoa, fantatrao kosa ngamba INSCAE? de afaka manontany koa enao hoe firy ny effectif an ankizy ao? betsaka mihintsy, nefa irahantsika mahalala fa tsy mena mitahy ny ankizy mivoaka ao ar tsara ny resultat.
15. Nehemiah ( 07/02/2013 14:58)
Mba efa nianatra t@ kolejy katolika aho, ary lazaiko anao fa SFX izy io, ary marina fa 50 eo no eo ny lakilasy iray. Ka inona no hitako ? Mahay be ny sasany ary vendrana be ny sasany. Tsy ifankahitàna ny tabataban'ny ankizy satria tsy maharaka ny mpampianatra. Tsianjery maimbo ny fianarany fa tsy dia mi-assimiler ny ankizy, ary mety izay no mahatonga ny sasany tsy hahomby rehefa hiditra université izy ireo. Ka mihamihena tsikelikely ny effectifs rehefa miakatra lakilasy satria 12/20 vao mifindra.

Raha ny tena enseignement de qualité aloha no jerena dia tsy ny sekoly katolika no manana ny amboara fa ny sekoly d'expression française sy ny sekoly frantsay. Ary tsy mba hahita effectifs mihoatra ny 35 ianao any. Averiko ihany : 25 ny tokony ho izy. Misy izany pédagogie différenciée izany : ny fomba fampianarana mety ny ankizy iray dia tsy voatery mety ho an'ny ankizy hafa, ary arakaraky ny maha-vitsy ny ankizy no mahatsara an'izany, indrindra ho an'ny ankizy tanoranora.
16. nounourse ( 07/02/2013 16:03)
Raha izay no hevitrao de tsy maninona ka. Mety sekoly fantome zany ilay nianarako. Moa koa tsy haiko no naitanao an'izany hoe sekoly frantsay tsy mihoatra ny 25? de mahagaga ahy tokoa hoe tsara qualite noho ny sekoly catholique ahoana, nefa maro ihany ireo ankizy avy any amin sekoly frantsay Madagascar miditra ao amin INSCAE fa tsoriko aminao fa ny ankamaroan verezin ankizy avy any amin ecole catholique lavitra be. Fa tsy haiko hoe taiza no nahitanao an'io statistique io.

Marina fa misy ny mahay sy ny tsy mahay fa ny resultat kosa refa amin bacc sy bepc iaraha mahita e de odinao fanina ve? nef mibaribary be oe na betsaka ary ny effectif jereo ny ankizy fa be afak.

Izaho mianatra amin'ny sekoly Europeen amin'izao fotoana izao, ary matière scientifique no ataoko. 90 izahay no iray kilasy, il y en a ki sn jusk 'à 500 nefa aty amin tany mandroso, ary amin film ar ita hoe manao ahoan ny amaron mpianatra any amin universiten tany mandroso. Nefa teneniko anao fa mahay ny mpianatra. D mahagaga ahy tokoa oe raha io effectif io no mampahay sy tsy mampahay ny mpianatra, maninona ary ny tany aty amin'ny tany Mandroso tafavoaka, ary ambony ny niveau an'ny mpianatra. Fa Madagascar izay milaza fa manana problem ana effectif, mbola mijanona andalam-pandrosoana?
Dia ny valiny fotsin dia tsy fantatrao ny tena olana mianjady sy tsy ampy an'ny Madagascar, diso problem fa tsy ny effectif mihintsy. Asa, mila mivoaka kely angamba dia sokafana kely ilay saina mba jerevana ny hevitry ny hafa mba mijery fomba faita vaovao, izay no mitarika ny fandrosoana.
fa Isika reserviste, rehefa hoe tsy mifanaraka amin hevitr'iska dia diso ity ka tsy mety mandray sy mamakafaka ny hevitry ny hafa ity ngamba no tena sakana.
17. mirananirina ( 07/02/2013 18:46)
raha ny tena izy aloha dia misy lalàna(fetrany)izy ireny, tsy tadidiko moa fa haiko taloha!fa manahirana ihany izy ireny satria tsy araka daholo ny asa ataon ny mpianatra bdb izany, ary tena tsy mety tokoa,aty aminay moa dia 22 na 23 ny isan'ny ao andakilasy dia raha mahatratra 25 any ho any dia efa resabe
18. nounourse ( 07/02/2013 19:31)

Oui...bien sur...ny zavatra rht ne misy fetrany daolo, tsy hoe akory miteny za oe l'effectif n'a pas d'impact amin'ny fampianarana dia il faut exagerer en repondan oe jusqu'à 100 000 na 200 000 dans la meme classe.
(ohatra oe il faut boire beaucoup d'eau tous les jour et que l'eau n'a pas d'impact dans la santé que cela signifie kil faut boire jusk ' à 10 litres d'eau.)
Sady ny limite any raha mamaky ianao sy tu t'informe à l'ambassade c'est 120 étudiants par classe en fet, de miankina amin filière ko.....surtout oan université , on peu accepeter internationalem un limite jusk à 200 dans la meme classe tant que l'ecole est renomé et il a de bon resultat

Ny fahitako anazy, samy manana ny methode any, ny methode ampiasain'ny sekoly ampitana ny fahalalana amin'ny mpianatra, sy methode ampiasan'ny mpampianatra no mahatonga anazy mety aminy ve sa tsy mety aminy le effectif.

Otran ao aminareo zao le fait qu'il y a beaucoup d'effectif ne convient pas du tout au methode des professeurs et 'à l'ecole satria ny mpianatra tsirairay mila jerevena ny asany sy arahi maso tsirairay pour avoir un bon resultat

Chez nous c'est pas comme ca : nous sommes responsable, izay no atsofoky ny mpampianatra ao andoha, manome consigne izy. après izy mampita lesona, ze tsy mahazo afaka mametraka demande....fa pour nous il y a des examens (orale e ecrite pour chaque matière) isaky ny mihetsika, de tsy maintsy afaka. De en tous cas tsara be fon ny resultat generale.

Conclusion : Amiko tsy ny effectif mihintsy no mampahay sy tsy mampahay ny mpianatra, na ahazoana bon na mauvais resultat, fa ny methode ampiasain mpampianatra sy ny sekoly, ny fomba ataon amin'ny fanaovana examen, sy ny fitaovan indrindra indrindra, dia miankina amin ankizy tsirairay.
19. Nehemiah ( 08/02/2013 07:41)
Tsy niteny mihitsy aho hoe ny havitsin'ny effectifs no mampahay, fa manampy @ fahaizana ny havitsin'ny mpianatra. Ary lycées sy kolejy no resahako fa tsy universités. Ka HS izany ny resaka université ampidirinao.

Ary tsy azo atao ambanin-javatra izany raha mbola miraharaha ny ho avin'ny taranantsika antsika. Mba efa nahita CEG ihany ve ianao ? Tabataba tsy aritra ? Ankizy tsy mahay na inona na inona satria tsy afaka manaraka azy ireo ny mpampianatra ? Misy ankizy 4e izany tsy mahay abidia ! Dia avela tahak'izao izay toe-javatra izay ? Izay ve no tadiavinao ho an'ny zanakao sy zafinao ?
20. nounourse ( 08/02/2013 11:15)

Ka le fanontaniana ne hoe 75 ny effectif ao amin'ny lycée iray mety ve izany? fa tsy hoe manampy sa tsy manampy amin'0ny fahazaina.
effectif ao amin'ny LYCEE no tiany hanontanina ka tsy aiko hoe raha teneninao hors sujet izaho tamin'ilay université, Maninona ianao no miresaka momba ny CEG (sa ve oe satria izay no tinao resahina dia rehefa tianao dia tsy hors sujet izany?)

Fantatro tsara mihintsy ny any amin'ny CEG, fa aleo angamba tsy ho tohizako ilay izy, ary tsy hovaliako ny fanontanianao satria tsy dia tiako loatra ny miady hevitra. Dia manaja ny hevitr'isika tsirairay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1831