Miarahaba ny rehetra
Misy duo mitondra ny lohateny hoe mila anao izay mpandeha tamin'ny onjam-peo tamin'ny taona 85-89 tany ho any. Misy fiverenana taha ka izao (tonony)
Ny soisory, ny alahelo ,ny adintsaina,
Toa misinda rehefa eo ianao ry aaaaaina;
ka avelao aho mba hilaza aminao,
tia anao aho, ho tia anao mandrakizay;
eo antsandrinao no paradisako
andry mafy tena itokisako.
ny feony dia tsy haiko ny mandefa azy eto satria tsisy odorama.
sao mba fantatrareo na hitanareo amin'ny iotioba any?
Dieny eto ihany aho
tadidinareo ve ilay mozika rehefa hiova ny halavan'ny onjam-peo na tapaka ny radio :p
Misaotra antsika rehetra.