Mitady hiran'i Jaojoby

1. Nehemiah ( 01/02/2013 08:04)
Aiza moa no azo hanaovana téléchargement ny hiran'i Jaojoby misy hoe : "Samy taranak'i Adama sy Eva ka mifankatiava" azafady ?
novalian'i Nehemiah ny 05/04/2013 06:49
2. miarana ( 01/02/2013 08:40)
Fa ngah mo tsy an'i Milclément io ? "ho meva" ny titre ngamba izy zay.
3. sitlo ( 28/02/2013 10:34)
"Ny ho avy" no hiran'i Jaojoby dia tsy misy hoe "samy taranak'i Adama sy Eva", fa hoe "nisy dinausore"
4. Nehemiah ( 28/02/2013 12:39)
Dinôzôra ? Lol. Omeko dinôzôra tsara hianao fa mahandrasa andro vitsivitsy.
5. Nehemiah ( 28/02/2013 12:42)
Ay marina antsika taranaka dinôzôra ary ny dinôzôra taranaka mikrôba ka mifankatiava e !
6. sitlo ( 28/02/2013 13:12)
Ireny reptile ka, Michelle Obama sy ny illuminati ihany no taranak'ireny.
7. Nehemiah ( 05/03/2013 07:04)
Araky ny fampanantenako etsy ambony dia ity ny rohy voalohany :

http://forum.serasera.org/forum/message/m513598c1a42ca
8. Nehemiah ( 13/03/2013 14:12)
Ity indray ny manaraka :

http://forum.serasera.org/forum/message/m514081131447c
9. Nehemiah ( 14/03/2013 14:12)
Ity koa mbola izy :

http://forum.serasera.org/forum/message/m5141da708cdab
10. Nehemiah ( 04/04/2013 07:15)
Ity moa dia tsy mandiso tanteraka ny evôlisiona fa mampametra-panonaniana ihany :

http://forum.serasera.org/forum/message/m515af336e2ccc
11. Nehemiah ( 05/04/2013 06:49)
Ity indray dia valiny ho an'ny fanontaniana fametraky ny mpaniratsira :

http://forum.serasera.org/forum/message/m515e735e33b07
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9146