Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
amig0 ( 20/01/2013 11:48)
Ravalomanana?
Ity olona ity ve tsy tokony hiverina an'ny madagasikara e? Sa pamadika tanindrazana ity bandy ity? ... tohiny
novalian'i nilex ny 25/01/2013 05:32
amig0 ( 20/01/2013 11:44)
Ny karamany rajoelina
Hoatrinona no azon'ny Andry isam-bolana?... tohiny
novalian'i andrywui ny 24/01/2013 15:05
RUZ9 ( 19/01/2013 12:58)
TSY HILATSAKA...TSY AMPY
Na dia tsara aza ilay filazana fa tsy hilatsaka ; tsy ampy kosa ; satria mbola haharitra vitsivitsy izany ny krizy ; mbola hitatra izany raha fifidianana depiote no hatao aloha. Ny tena mety dia m... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 02/02/2013 14:36
voly ( 19/01/2013 12:07)
mety @zazakely v ireny hopla ren na marchette bébé reN
BJR DOL, inona kay ny kilalao mampande zaza haingana , f n marchette to ts met ono ,na ny fomba mampande azy , d msaotra mialo e! ... tohiny
novalian'i arialy ny 11/02/2013 09:37
niryna ( 19/01/2013 07:42)
Tsy zakako intsony ny onjam-piainany
Raha azoko atao no nisambotra olona dia nataoko izany kanefa amin'ny fomba ahoana? Nahita ity tantara iray ity aho nilaza hoe : Inona moa no ho raharahiko raha ho any amin'ny afobe aho na tsia? ... tohiny
novalian'i niryna ny 29/01/2013 17:12
andrywui ( 18/01/2013 21:53)
MARINA IANY LESY NENLAH RAHERY A , RESINLAH AH E ...
Vita iany lesy ny amiko Rahery fa tsy nilatsaka ny entana a ! za anefa nanatena mafy azy oe mba hiainga ! kinnn mou lesy zany fa de ze tsy hodian'ny dada iny zany alou no ilofosana mafy fa mbola misy... tohiny
novalian'i nilex ny 25/01/2013 05:41
fiaro ( 18/01/2013 17:09)
GROSSITE T SHIRT
Aiza kay ny grossiste n'ireny t-shirt misy soratra Madagascar , eny Tsaralalana be dia be ny mivarotra en détail fa ny grossite no tadiaviko... tohiny
novalian'i hery ny 23/01/2014 10:41
Nehemiah ( 18/01/2013 14:40)
Ny Sabatan'Andriamanitra
"Ary Andriamanitra nitahy ny andro fahafito sy nanamasina azy, satria tamin’ izany no nitsaharan’ Andriamanitra tamin’ ny asany rehetra izay noforoniny tamin’ ny nanaovany azy." (Gen. 2:3) Rah... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 05/02/2013 14:29
tsitialainga ( 18/01/2013 12:24)
Poakaty ve ny tany?
Maro no milaza fa rediredy ny filazana fa misy lavaka ao @ tendron-tany avaratra sy atsimo kanefa efa betsaka ihany koa no nijoro vavolombelona fa tena marina ny fanambarana ary fuite avy tany @ firen... tohiny
tsitialainga ( 18/01/2013 12:11)
Fa ALAHADY sa ASABOTSY no tena andro fivavahana e?
Betsaka ny misalasala @ tena andro marina natokana hivavahana @ ilay MPAHARY ny Lanitra sy ny tany fa inona no tena azo antoka fa ahatongavana any @ Fanajakan'ny Lanitra?... tohiny
novalian'i ireneseta ny 14/05/2015 14:23
nilex ( 18/01/2013 07:25)
Tena vendrana kay ny mpanao politika gasy.
Raha manara-baovao amin'ny fahita lavitra aho dia mahatsapa fa tena vendrana mihintsy ny mpanao politika sasany. Raha namoaka ny tetiandrompifidianana ny CENIT sy ny ONU ka nilaza fa fifidiana filoha ... tohiny
milamm ( 17/01/2013 19:33)
hay moa ka meloka no omena famotsorankeloka lavanify
http://www.madagascar-tribune.com/La-SADC-reclame-l-amnistie-pour,18364.html ... tohiny
novalian'i milamm ny 19/01/2013 15:30
ngovitra ( 17/01/2013 08:23)
miaramila, gendarmes, police
Zaho aloha dia manaratsy tostra zao ireo miaramila sy gendarme e ! ary nefa ireo tsy de mila aratsiana fa efa ratsy avy hatrny satria nahoana hoy ianao ... anjaranao no mamaly hoe iza no manakarama an... tohiny
gasyjean ( 16/01/2013 17:05)
Manahoana!!
Manao ahoana daholo ry mpiserasera!! Tsy fampitahorana izy ity fa fammpitandremana, Misy feo mandeha any ho any fa amin'ity taona 2013 ity dia hisy fanafinahana ho atao amin'ny firenena 35 ao amin'ny ... tohiny
novalian'i gasyjean ny 24/05/2013 14:43
Marijane ( 16/01/2013 07:04)
Asa tsotra nefa ahazoana vola be
Efa misy amin'izao ny vahaolana, fomba mahomby hahazoana vola be. Anisan'izany ity atoro anao ity. Tsidio ity tranon-kala ity dia araho tsara fotsiny ny toro-marika voalaza ao e ! http://www.earnpartt... tohiny
novalian'i batshi ny 29/07/2014 11:38
Nehemiah ( 16/01/2013 06:48)
Plagiat
Izany teny vahiny izany dia midika hoe maka tahaka ny asa tanana na asa kolon-tsain'ny olona iray nefa tsy manome azy ny fiekena sy fankasitrahana sahaza azy. Heverin'ny daholobe ho zavatra ratsy be i... tohiny
laza5700 ( 16/01/2013 00:00)
TOLO-KEVITRA TAMIN'NY 08 NOVEMBRE 2011 IO ASSEMBLÉE CONSTITUANTE ALOHA NO HOFIDIANA IO...
Lahatsoratra tamin'ny 08 novembre 2011 "[b]Repartir dans le bon ordre= Législative-Assemblée Constituante, Référendum, Présidentielle"[/b] izay efa nandrosoan'ny mpanoratra fa tokony hoe fifidian... tohiny
novalian'i ngovitra ny 17/01/2013 08:26
andrywui ( 15/01/2013 21:59)
TSY HILATSAKA I PRESIDENT RAJOELINA ...
Mba hisian'ny fitoniana politika eto Madagascar dia nanao fanambarana i president RAJOELINA fa tsy hilatsaka ho fidiana izy amin'ny Fifidianana Filoham-pirenena ,satria efa teny nataony ko izany ! fa... tohiny
novalian'i andrywui ny 17/01/2013 07:08
laza5700 ( 15/01/2013 21:47)
MIENDRIKA FITAKA: ATAHORANA NY HITSIMBADIHAN-IZY MI-TSAM=RAVALOMANANA SY RAJOELINA...
Raha nanaraka akaiky ny voalazan'Atoa RAMAROLAHIHAINGONIRAINY Anthony tamin'ny emission tao am'Resabe tamin'ny 30 nov 2012 izany hoe 9 andro tao alohan'ilay Recommandation de la Sadc en date du 8 dé... tohiny
novalian'i laza5700 ny 15/01/2013 22:38
laza5700 ( 15/01/2013 21:31)
ÇA SENT L'ARNAQUE! ON N'EST PAS À L'ABRI D'UN VOLTE-FACE DE L'UN OU DE L'AUTRE...
RAMAROLAHIHAINGONIRAINY Anthony a bien expliqué en long en large et en travers le NI...NI lors d'une emission du 30 nov 2012 sur Ma-TV (diffusée donc avant la recommandation de la Sadc en date du 8... tohiny
novalian'i laza5700 ny 15/01/2013 22:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.4938