MARINA IANY LESY NENLAH RAHERY A , RESINLAH AH E ...

1. andrywui ( 18/01/2013 21:53)
Vita iany lesy ny amiko Rahery fa tsy nilatsaka ny entana a ! za anefa nanatena mafy azy oe mba hiainga !
kinnn mou lesy zany fa de ze tsy hodian'ny dada iny zany alou no ilofosana mafy fa mbola misy konty tsy milammm amininy ,, ny filatsahana filoha alou dia misy lalana oe mila mipetraka 6mois avant election vao afaka milatsaka hofidiana donc raha vao tsy tafa ato ho ato i dada ny mody de mao izy ! vita zay operation sy mission rehetra zay de hangataka retirety amin'i Hery ah mba hidezerta amzay !!!...
novalian'i nilex ny 25/01/2013 05:41
2. andrywui ( 19/01/2013 17:41)
milatsaha lesy hery fa tohananay elah ramse a ! hon
3. andrywui ( 21/01/2013 00:42)
4. nilex ( 21/01/2013 05:49)
Efa nitady fika mafy kosa nge Rajoelina ry Andrywui e mba tsy hahatongavana amin'izao e.Tsy maha be saina kosa nge io e.Voa voalohany ianao izay.Jereo tsara fa mbola tsy ho voasakany koa ny fodiandra8 eto e dia ho gaga ianao ary ho voa tanteraka mihintsy.Azon'ny vazaha eo amin'ny tenda keliny nge izao ny hat ka tsy afaka intsony fa dia ny vava sisa no atao be e.
Ho hitantsika eo ny tohiny e.
5. andrywui ( 24/01/2013 15:04)
nilex mangina fa tsy mahay fika avo lenta ee !!
6. nilex ( 25/01/2013 05:41)
ka izay no mahatonga anay miteny satria tsy misy fikaindrajoelina mihintsy eto an.Heveriny fa vendrana daholo angamba ny olona.
Vao ny fifidianana filoha no mandeha aloha eo dia rava ny aminy rehetra.Ary mino aho tsy ho adalainy amin'izany ny ONU.
Sao heveriny fa sainjaza toa azy daholo ary ny olona rehetra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3861