Asa tsotra nefa ahazoana vola be

1. Marijane ( 16/01/2013 07:04)
Efa misy amin'izao ny vahaolana, fomba mahomby hahazoana vola be. Anisan'izany ity atoro anao ity. Tsidio ity tranon-kala ity dia araho tsara fotsiny ny toro-marika voalaza ao e !
http://www.earnparttimejobs.com/index.php?id=4453554
novalian'i batshi ny 29/07/2014 11:38
2. Nehemiah ( 16/01/2013 08:39)
Iza koa no ho voambaka @'izao ?
3. Marijane ( 18/01/2013 05:13)
Tsy misy maharatsy ny manandrana anie, sady tsy misy vola alohanao mba ahafahanao manao azy.
4. Marijane ( 18/01/2013 05:14)
Tsidio fotsiny ilay lien voalaza etsy ambony io dia izay.
5. mirananirina ( 18/01/2013 09:29)
Tsisy vola be azo maimaimpoana izany @ izao raha tsy hoe manao loto na mividy ireny jeux isankarazany ireny angaha!!Raha vao resaka virta dia fĂ´pla foana!
6. hery ( 13/02/2013 14:45)
Efa notsidihako ilay http://www.earnparttimejobs.com/index.php sa mila apetraka ilay hoe id=4453554 ? :-p
7. ded.kitty ( 16/02/2013 08:09)
Izao no hafantaranao raha tena marina io na tsia:
1) Raha vao mampatoky be hoe mahazo vola moramora, dia ialaho fa misy fanambakana. Valovotaka aty New York ny tena. Mbola tsy nahita asa aho ka mahatonga vola moramora. Tadidio ary fantaro ny dikan'ilay ohabolantsika hoe: "Ny valala aza tsy azo raha tsy andriana ilika". Marina dia marina tokoa io, indrindra aty bekintana. Ny filazan-dry zareo aty azy dia hoe "There's no free lunch" (Tsy misy ny sakafo atoandro bojo).
2) Jereo foana ilay takelaka "Contact us". Raha tsy mametraka adiresy azonao jerena ao https://maps.google.com, dia tokony efa mampieritreritra.
3) Aza matokitoky foana. Araky ny filazan'ny rosiana "???????, ?? ????????" [dohveri'ay no proveri'ay]. Teny izay nalain'ny filoham-pirenena Amerikana Reagan ka nataony teny anglisy hoe "Trust, but verify". Raha atao teny gasy izany angamba dia "Minoa, fa mariho aloha". Hitanareo ary mety efa tsapanareo izay niaina azy ny maha samihafa an'io teny io sy ny hoe "Aza manahy, minoa fotsiny ihany" (Filoham-pirenena Malagasy Ravalomanana).
8. tseerfegns ( 23/02/2013 14:09)

[quote=Marijane]

za efa tao fa ts6 azoko ilay fandeany, mba afaka azavainao v? SA MBA AFAKA APETRAKAO NY CONTACTE ANAO?
9. mamamia ( 02/03/2013 08:46)
RAikitra indray ny ankanatitra zany hoe mitady filleul mba ahazoana kil de le kil miasa mafy de enao mitavana , fa marina ny an dra hery hoe raha tena liana ihany rehefa misy ny tranga toy izao de le http://www.earnparttimejobs.com fotsiny sokafana fa aza ampiana an le index.php?id=4453554

Marina ny an mirananirina , mety mitombona le hoe mahazo vola fa tsy misy anome vola be zany, vola be ve io de anaovana pub eto fa tsy natao nilamina tany
10. batshi ( 29/07/2014 11:38)
izao no marina ry zareo a tsy misy olona hanome vola anareo maimaimpoana izany
izahay aza efa nampiasa vola t@ MLM atao hoe "profitclicking na adclickxpress" fa mila mandoa vola 100$ ianao vao mahazo 2%/j nefa rehefa volabe no tao dia mody hoe niova ilay site dia lasa tsy azonao intsony ny volanao maika moa izany hoe miditra @site iray dia mahazo vola lainga be izany tadidio fa 0.0007$/click no azon'ny site web iray rehefa miditra ao ianao na inona na inona site izany hoe ataony izay ahatamana anao sy hitarihanao olona betsaka ao dia ilay tompon'ny site no mahazo vola @ google
fa ny vadin'asa misy fa mila mahafantatra ianareo inona @izy ireo no tena marina sy manome vola tokoa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9813