GROSSITE T SHIRT

1. fiaro ( 18/01/2013 17:09)
Aiza kay ny grossiste n'ireny t-shirt misy soratra Madagascar , eny Tsaralalana be dia be ny mivarotra en détail fa ny grossite no tadiaviko
novalian'i hery ny 23/01/2014 10:41
2. 5laody ( 20/03/2013 18:33)
Salama e,

Saika hanaovako propagandy ireny ry Fiaro dia diso ny soratra teo amin'ilay izy ( hadino ilay hoe tiako i) dia ireny hitanao tobaka eny an-tsena ireny.

3. hadji ( 24/04/2013 13:17)
aza afangaro kosa ra-laody a aiza hono lay grossiste
4. hery ( 24/04/2013 13:23)
Le eny TsaralalĂ na ohatra ny fopla an. Ka mety lalana ambanin'ny tany sinoa no manao an'ireny.

Ny modely nalainy mantsy dia ny an'ny baobab sy ny maki sns ihany
5. hadji ( 24/04/2013 13:28)
zany ve ry hery
6. mpisotrtoaka ( 23/01/2014 10:31)
Tena marina ny an'i 5-laody e ! Hadino ny nanisy ilay ho hery vaovao ho an'i ... d natobaky ny sinoa eny ilay izy !
Ny tena marina piratage sinoa io e ! Tsy mamoaka ireny ny eto amintsika ry namana a ! Alefa any aminareo any ivelany avokoa izay original vita eto !
7. hery ( 23/01/2014 10:41)
Ka ny original somary lafo dia mitobaka eny amin'ny sinoa ny kil.

Fa azo antoka fa tsy gasy no miasa mahavokatra ireny sinoa ireny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3257