GROSSITE T SHIRT

1. fiaro ( 18/01/2013 17:09)
Aiza kay ny grossiste n'ireny t-shirt misy soratra Madagascar , eny Tsaralalana be dia be ny mivarotra en détail fa ny grossite no tadiaviko
répondu par hery le 23/01/2014 10:41
2. 5laody ( 20/03/2013 18:33)
Salama e,

Saika hanaovako propagandy ireny ry Fiaro dia diso ny soratra teo amin'ilay izy ( hadino ilay hoe tiako i) dia ireny hitanao tobaka eny an-tsena ireny.

3. hadji ( 24/04/2013 13:17)
aza afangaro kosa ra-laody a aiza hono lay grossiste
4. hery ( 24/04/2013 13:23)
Le eny Tsaralalàna ohatra ny fopla an. Ka mety lalana ambanin'ny tany sinoa no manao an'ireny.

Ny modely nalainy mantsy dia ny an'ny baobab sy ny maki sns ihany
5. hadji ( 24/04/2013 13:28)
zany ve ry hery
6. mpisotrtoaka ( 23/01/2014 10:31)
Tena marina ny an'i 5-laody e ! Hadino ny nanisy ilay ho hery vaovao ho an'i ... d natobaky ny sinoa eny ilay izy !
Ny tena marina piratage sinoa io e ! Tsy mamoaka ireny ny eto amintsika ry namana a ! Alefa any aminareo any ivelany avokoa izay original vita eto !
7. hery ( 23/01/2014 10:41)
Ka ny original somary lafo dia mitobaka eny amin'ny sinoa ny kil.

Fa azo antoka fa tsy gasy no miasa mahavokatra ireny sinoa ireny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0883