MIENDRIKA FITAKA: ATAHORANA NY HITSIMBADIHAN-IZY MI-TSAM=RAVALOMANANA SY RAJOELINA...

1. laza5700 ( 15/01/2013 21:47)
Raha nanaraka akaiky ny voalazan'Atoa RAMAROLAHIHAINGONIRAINY Anthony tamin'ny emission tao am'Resabe tamin'ny 30 nov 2012 izany hoe 9 andro tao alohan'ilay Recommandation de la Sadc en date du 8 décembre dia tsy tokony handihy tsy afa-tavony isika manoloana ny filazan'ny tsirairay fa tsy hilatsaka. Nilaza io ranamana io fa TSY FILATSAHANA IFANEKENA=IFANEKEN'NY ROA TONTA fa tsy didian'iza na samy manapaka samy irery, io ihany no hampisy ny filantoana ara-politika sy hamarana ny krizy.

Nanaiky ity Ravalo sy Rajoelina saingy samy nanaiky tany am'zay nisy azy tany refa samy nanao kajikajy politika. Tsy misy afaka mitompo teny fatratra noho izany hoe tsy hisy hivadika amin'ny teniny izy ireo satria tsy misy fatorana na velirano nifanatrehana. Iarahan-tsika mahalala nefa fa samy tsy misy mahatazona ny teny nomena ireo roalahy mifanadrina ireo.

jereo fa mazava tsara ny famakafakàna ato anatin'ity horonan-tsary ity..

http://gasy.net/video/clip/49881/ramarolahihaingonirainy-anthony-politique-a-madagascar-emission-resabe.html
novalian'i laza5700 ny 15/01/2013 22:38
2. laza5700 ( 15/01/2013 22:38)
Mbola pertinent ny voalaza ao anatin'ity horonan-tsary ity na dia efa nanaiky aza Ravalomanana sy Rajoelina mba tsy hiverenan'ny sakoroka eto am'Firenena . MISY TORO LALANA NY TOKONY HATAO AORIAN'IO FANEKEN'IZY ROALAHY IREO izay misy hosainina tsara sy azo ampiharina ao = DINIKA SAMY MALAGASY+CONVENTION DU 31 octobre bis SOUS L'ÉGIDE DE LA FFKM (misy proposition koa ao hoe inona ny azo atao mba tsy hampitahotra ny mety ho fiandanian'ny mambra sasany ao amin'ny FFKM amin-dRavalo na Rajoelina. Cas RASENDRAHASINA, RAZANAKOLONA Odon sns...)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4193