faraandro

1. faazavana ( 21/01/2013 08:06)
tam faraparan'ny taona iny dia ny resaka faraandro no tena nanamarika azy. ary ny mahavariana dia ireo mpitondra fivavahana no milaza fa mahalala ny datin'ny faraandro. Fa moa ve tena mivavaka tokoa ireny olona ireny sa mody mivavaka e? ny tenin'Atra aza tsy fantany akory ny amin'ny hoe :"Fa ho avy tahaka ny mpangalatra ny andron'ny Tompo"II Pet 3:10 ary na ny zanak'olona (Jesosy ) aza hoy ny tenin'Atra dia ts hahalala izany. Ka dia mahavarian tkoa ny fahafantaran'ireto mpitondra fivavahana ireto ny oe faraandro.
Aoka isika rehetra samy hiambina fa akaiky ny farany ary ho avy toy ny mpangalatra Izy tsy hampandre antsika, mahereza mivavaka
2. MIANTSATIA ( 14/03/2013 12:35)
Marina izany, tsy misy mahalala na ny andro na ny ora, fa dia samy miambina. ary ianareo aza manaiky hofitahina, fa na Jesosy aza dia tsy mahalala ny andro hanirahan'ny Rainy azy. ny azo antoka dia ity : rehefa tapitra mahalala ny tenin'Atra daolo ny vazatany reetra, atrany anaty ala mikitroka indrindra, dia izay no ho tonga ny Tompo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0839