fisaranana
1. AMIG0
(
15/01/2013 08:49)
Tokony zaraina i madagasikara.
mahajanga dia firenena iray, tananarivo dia firenena iray, toamasina dia firenena iray, Tulear firenena dia iray ary fianarantsoa dia firenena iray.
Samy manana ny filoham-pirenany, ny fomba sns.. Mety hilay ah!!!

novalian'i amig0 ny 15/01/2013 13:13
2. hery
(
15/01/2013 09:18)
Nony efa nanomboka vizana RAtsiraka dia anisan'ny hevitra napoitrany tamin'ny resaka federalisma io... dia jereo iny niafarany iny.