i andrywui

1. amig0 ( 24/01/2013 17:39)
I Andrywui ve TGV?
novalian'i andrywui ny 08/02/2013 08:54
2. andrywui ( 24/01/2013 18:37)

amig0:

I Andrywui ve TGV?


aaa ..tsy TGV zany mihitsy ah azafady ry namana a !
olona tsy tia an'ity fanovanovana lava sy fika ataon'ny vazah ty fotsiny !! tsy azonareo fa rehefa misy mpitondra mipetraka tsara ka mitady ahavita zavatra de miditra haingana ny vazah handrodana speed an'iny mba hidina ihany ilay firenena andalampandrosoana !! ka raha teo zao i andry rajoelina de hita fa mety ahavita zavatra satria tsisy robinet nisokatra mihitsy taminy en plus ny agoa nihidy daholo nefa nahavita nandoa ny karamapanjakana lery nahavita nanodina ny machine administrative !!! diniho tsara zay teniko zay !! ny sasany anefa teo efa vola tsy toko tsy forohana no azo isanandro !! innn no mba vitan'ny sasany ?? ka isika gasy amle doma de mora ambakaina oe manovah ndray de lasa !! tokony ze mitondra eo de avela tena hamita tanteraka ze anjarany eo de anjarantsika ndray no mitsara avy eo !! ravalo zao tena vola tsy toko tsy forohana no azony nefa ny olona niha vizana niha vizana foana (marina zany fa tsy manaratsy ah ) ny asa kely mba atao asainy akatona na ataon'ny magro sy tiko , grossiste vary ohatra na menaka na ronono sy ny produits any !!! aza mitapimaso mihitsy mamaky fa sokafy ny fijery a !! ..de io rajoelina io zao tokony ahavita zavatra tsara mihitsy indrindra amn mahatanora azy de io finganina io !! de hiditra eo ndray zao ny goaika antitra de jereo ndray no hiafaran'io firenena io !! iza no mba kandida hilatsaka mba omeo listes olona milamm oe aho ?? tsisy olona mba afaka hantenaina afatsy i Patrick Ramiaramanana angah sady tanora sy i Isaac ramamonjisoa ! ny ankoatra anzay de goaika daholo ! de otrizay foan isiak tsisy olona mba afaka mitondra normal zany fa arodany fona !! efa tapitra ny fetrandro nitondran'i ravalo zao de hita fa tsy nahomby mihitsy fa nihamahantra ny olona de iny izy notsarain'ny vahoaka iny !! naninnn koa raha mba navela nitondra aradalana rajoelina de tsiosy izao krizy be izao !! nohoh ilay olana de takina ny fanapiana arabola ! nihidy daholo ny robinet !
*diniho zay teniko zay !!!!

andrywui tsy TGV na oviana na oviana !!!
3. andrywui ( 24/01/2013 18:41)
ze mpitondra lany eo ndray zao de tsisy maharitra ela ndray fa arodany ndray ozy ny vazah mpibaiko de oui msié ozy isika tsy mahatakatra fa sao anie de miakatra mandroso eo le firenena ka hiala amindry zalah efa mandroso e ! de eo miodina eo ambany eo foana tsisy fihatsarany !!! jereo anie ze lany eo ndray e !! otran olona tsy tonga saina amity fanoherana mpitondra lava ity ny malagasy !! mora ambakaina !! ...vao milentika amzay ny firenena de io ry zalah fa manipitsipy sy mibaikobaiko
4. amig0 ( 24/01/2013 19:18)
ay ve eh! hahahah okey ary eh!!!!!
5. amig0 ( 24/01/2013 19:24)
Maka an'i Ravalomanana izany nareo?
6. andrywui ( 24/01/2013 20:41)

amig0:

Maka an'i Ravalomanana izany nareo?

bah non en ! tsy vakian'i amigo tsara le kozy !
7. andrywui ( 24/01/2013 20:46)
conclusion ary fa lava loatra le koziko io:

ze mpitondra lany eo amiko de tokony ho ekena foana mandrapahatapitry ny mandat any aradalana ,ka rehefa tsy nahavoa dia mandat iray de tokony hiala ,fa tsy hanoy eo foana !!
8. amig0 ( 24/01/2013 23:27)
Ka izy anie lesy no voafidiny vahoaka malagasy, ninin no hataony eo, tokony hajaina le demokrasy
9. amig0 ( 24/01/2013 23:30)
Izaho alou d tsy manaiky ny oul tsy manaraka na tsy manaja ny demokrasy eh! Mba mandinika daholo alou vao manao zavatra fa tsy manAonao fôna!!
10. nilex ( 25/01/2013 10:14)
tena tsy menatra mihintsy ialahy ry wiwi mivadika eto an,fantatra daholo nge ny resaka nataon'ialahy teto e,fa nga rehefa rendrinka ny sambo dia mitady hisaoty ialahy.Mijoroha amin'ny hevitra notohanana teto hatramin'izay fa aza be fikafika eo an.Nitaingina sambo goaka ianareo no nahavoa anareo ka tsy ho lasa lavitra mihintsy io sambo io ,ny kapiteny aza efa nilaza fa hiala ko;fa ianareo tao anatiny no hilentika ao.
11. nilex ( 25/01/2013 10:17)
ilay resaka demokrasia koa izany aty afrika dia mbola tsy zakantsika mihintsy sady aza adino fa amin'ny firenena avy voazanaka antsika dia mijabaka foana ireo firenena lehibe ireo.Ny antsika izao dia avy nozanahan'ny frantsay ka na mahaleo tena aza isika dia mbola miseho ho mibaiko eo foana izy ary miditra lalina mihintsy.Indrina fa hoe misy firenena lehibe hafa mitady hiditra koa.Tsy eto mada ihany io fa manerana an'i afrika mihintsy.Isika koa moa tsy mahaleo tena tanteraka fa mbola mitady fanampiana aminy foana ka dia araraotiny.
12. andrywui ( 25/01/2013 14:18)
o ra nilex ! tsy mivadika na mamadika palitao zany mihitsy ah lesy a !

-- fa ny tena foto kevitro teto oa de izao , izay mitondra eo ny ahy de tohanako !! fa rehefa miala eo kosa de tsy tohanako ,zany hoe zah tsy mba mpanohitra zany mihitsy fa izay tonga ka napetraka eo amin fitondrana amiko de tokony ny malagasy rehetra manohana azy daholo alou hampandroso mandra-pahatapitrin'ny mandat any !!-
- manova ndray avy eo raha tsy namely iny ! raha namely tsara kosa de avela hanohy ihany izy !! zay !

tsy mbola mazava aminareo ihany ve izany e !!!???
13. cbd ( 25/01/2013 17:06)
amig0:

I Andrywui ve TGV?


andrywui:
andrywui - 13/12/2012 10:32
TGV FOREVER NO TANJONA KA NI ,NI ninonna ee

Asio fety kely amle DJ alou président handihizana à ,, namana ireooo teeena namanaaa solondralah tsy mba nanananaaaa .....lasa iany marina le NI....nandrasana



TGV FOREVER ...
Lohahevitra : Politika
Fitohizan'ny hafatra : TGV FOREVER ...
Valiny : 14
andrywui - 15/02/2012 01:28
MBOLA TSISY LAHATSORATRA TOMPOKO FA DE ZAO FOTSINY ...




TGV FOREVER


TGV FOREVER


TGV FOREVER



andrywui - 24/01/2013 19:37


aaa ..tsy TGV zany mihitsy ah azafady ry namana a !



andrywui tsy TGV na oviana na oviana !!!



andrywui:
aaa ..tsy TGV zany mihitsy ah azafady ry namana a !



andrywui tsy TGV na oviana na oviana !!!



efa ho rava ny tsena d mivadika indray ny mpamadika

mbola ts nahita bandy be lainga tahaka io bandy io za kti ! sady mpandainga no mpamorona mahatsiravina !!!
14. andrywui ( 25/01/2013 23:10)
aahhh salut less cbd à elaela less elah tsy tazana à fa taiza iany e ,zah less tsy tgv zany less fa elah ko less , zah less mpanohana ze voafidy eo akama à
15. milamm ( 26/01/2013 12:16)
hon3 olona tsisy hazondamosina zany no dikany @ teny baiko fa mazava loool
16. andrywui ( 26/01/2013 13:21)

milamm:

hon3 olona tsisy hazondamosina zany no dikany @ teny baiko fa mazava loool


TGV FOREVER

TGV FOREVER

TGV FOREVER


innn ny olana ????
Hon hon hon hon aleo hi dérailler any fa tgv forever fona e sssssshhhh sa aona less cyril pikatti ??
17. amig0 ( 27/01/2013 11:20)
I andrywui zany izao:
Omaly izy TGV
Androany izy Tsy TGV
Rampintso izy TGV
sns.

mivadibadika tahakany tanala lery zany hahahaha
18. andrywui ( 08/02/2013 08:54)
Non lessy ah ze misy fahamarinana ihany no misy ah .
Fa ra zay fapananatenana be oe hampananna n'y.tsy manana.isik fa tsy.n'y.anzay.efa manana.s'y.n'y oe 4L iray isatrano.zay.tena zany.no.oe trafokena no.atao toko marina aaa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1655