heuuu...tsy misy idiran'ny resy sy mpandresy lay lahatsoratra raha ny fijeriko azy ka tsy azoko lay filazanao namana Andry oe "hanenji-dresy" v? Ny vahoaka malagasy angaha no mpandresy ao? Raha zay no tenin'ingahy dia mety d'accord za manokana. Na ilay kôfy mpanoratra koa mety zay no nosaininy fa raha mamaky tsara toi dia efa nanomboka 2009 izy no niady ho an'ilay veritable refondation ary 2011 taorian'ny fanaovan-tsonia ny tondro zotra izy no nanao ny soso-kevitra oe legislative-assemblée constituante - referendum-legislative-présidentielle fa tsy oe hevitra taingina taorian'ny filazana nataon'i Bitro.
Ny vahoaka irery ihany no mpandresy raha io lahatsoratra io.