sexualité

1. bazooka ( 29/01/2013 08:35)
manawona nareo, izaho dia vehivavy 35 ans efa manambady mananjanaka 1, tsy haiko ry reto fa après za niteraka anjanako 3 ans izy zao de tsy te hanao raport tsony a ry reto fa tena kamo be a, lasa otran ny oe devoir à la maison sisa de tsy maintsy atao fa tena tsisy envie mitsy a ka tsy haiko hoe sao mba fantatrareo ny antony mahatonga anizany, tsy te hanome fakampanahy le vadiko aho dia manaiky fotsiny fa tena tsy ao mitsy a de izy ary efa mahatsapa anizany fa odiko fanina, zay fa dia misaotra anareo hanoro hevitra
novalian'i vale ny 11/10/2013 09:24
2. sakamenavody ( 02/02/2013 19:38)
mankanesa aty amiko fa mila miova kely zany ny fihinanana
3. manjasoa ( 03/02/2013 13:36)
talohan'ny enao mbola tsy niteraka nefa ve tsy nanana olana
4. bazooka ( 04/02/2013 06:22)
slt manjasoa
ye tena tsy nanana olana mitsy aho fa amizao le izy vo mitranga
5. sipagasy ( 04/02/2013 12:04)
mila velomina indray ny afom-pitiavanareo mivady raha izany, tadidio ny nitiavanao azy hatrany am-boalohany, kolololoy ny fitiavanao azy, kolokoloy ihany koa ny vatanao, manokana fotoana ho anareo mivady manokana, alefaso any @ ndry dadabe ny zaza dia mba ianareo mivady irery ny ao aloha, dia avereno ny taloha, fa ho hitanao fa hitsimoka tsimiramora indray ilay fitiavanao, dia mahereza
6. bazooka ( 06/02/2013 13:58)
ok ary e, aleo fa hiezaka aho , ny fitiavana anazy mbola eo foana fa ny envie mitsy no tsisy, merc6 bcp
7. sakamenavody ( 07/02/2013 08:30)
Misy torohevitra iray koa ity:andramo hividiano maillot tsara tarehy ramose-nao,na mba ovana koa ny pause rehefa manao firaisana fa tsy ny nentindrazana foana no atao ,mba mifampitsentsitra tsara aloha alohan'ny firaisana ,atao mandomando tsara ,ho hitanao fa hisy fiovana @ zay
8. sakamenavody ( 07/02/2013 08:30)
Misy torohevitra iray koa ity:andramo hividiano maillot tsara tarehy ramose-nao,na mba ovana koa ny pause rehefa manao firaisana fa tsy ny nentindrazana foana no atao ,mba mifampitsentsitra tsara aloha alohan'ny firaisana ,atao mandomando tsara ,ho hitanao fa hisy fiovana @ zay
9. sakamenavody ( 07/02/2013 08:31)
Misy torohevitra iray koa ity:andramo hividiano maillot tsara tarehy ramose-nao,na mba ovana koa ny pause rehefa manao firaisana fa tsy ny nentindrazana foana no atao ,mba mifampitsentsitra tsara aloha alohan'ny firaisana ,atao mandomando tsara ,ho hitanao fa hisy fiovana @ zay
10. jobiely ( 14/02/2013 12:19)
Za ko nanao ôtran zan t@ avy niteraka ny zanako voalohany. 1 an et demi taty aorina za ts te anao firaisana mints fa ôtran maina be zany. sady t@zany ko ny règle ko mbola tsy niverina. Vô niverina nefa ny règle ko D niverina indray ko ny fahafinaretako. Mba torohevitra iany nenà ty, mampiasà an' ilay manala sècheresse intime reny e , " roge cavaillès" ngamba ny anarany teo raha tsy diso aho.
11. bazooka ( 18/02/2013 14:13)
mr6 jobiely, otran tena mety zany an, mba afaka atoronao oe aiza no mividy an io azafady?
12. jobiely ( 19/02/2013 12:00)
eny amin'ny pharmacie no misy azy fa ny vidiny zao no tsy d aiko lôtra
13. adonis ( 26/03/2013 06:30)

sipagasy:

mila velomina indray ny afom-pitiavanareo mivady raha izany, .....


Tandremo fa io hoe mila velomina io tena mampanita-kevitra a!
Misy couple manko lasa manandrana plan a 3, massage pour couple, sns,... satria ho famelomana ny flamme.

Tsetsatsetra tsya ritra ihany iny ;)
14. vale ( 11/10/2013 09:24)
dia inona ihany aza izany no ataony? zah koa mitovy hevitra amin'i Sipagasy, matoa tsy misy envie dia tsy amoureuse intsony, zatra anazy fotsiny sisa fa ny flamme tsy mirehitra intsony, lol, donc mila velomina! lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.369