afabaraka !!

1. amig0 ( 13/02/2013 14:18)
Rajoelina sady tsy mahay teny gasy noho tsy mahay mikabary
novalian'i ded.kitty ny 16/02/2013 08:15
2. nilex ( 14/02/2013 05:31)
Ka tsy mahagaga nge izany ry amigo e,tsy mandanjalanja ny zavatra teneniny fa miteniteny foana fotsiny.Izy ary mba mahay kely ihany fa misy tompon'andraikitra ambony sasany tena aotra mihintsy rehefa miteny nefa efa mamaky izy amin'io.
3. ded.kitty ( 16/02/2013 08:15)
Rajoelina = "Mandehana fa anareo io". PRAPATATATATATATATATATATATTATATATATATATATA!!!! Maty sy noratrain' by bala ny adala isany. Rajoelina lasa nanoro tena ho filoha, ka nivarotra ny lovam-pirenena, ny adala isany mbola tsy manana ny azy ary mbola resy foana.
Tena ilay gasy mihitsy no tsy misaina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3289