Baiboly protestanta online

1. Nehemiah ( 14/02/2013 06:17)
Ho antsika izay tsy manana Baiboly ka sahirana @ andininy ampidirin'ny mpiserasera, ity misy sity azo itadiavana andininy na teny @ Baiboly protestanta :

http://www.smartbaiboly.org/online
2. hery ( 14/02/2013 08:05)
Hors sujet ve zah raha miteny hoe misy koa ny baiboly katolika online? :-p

http://baiboly.katolika.org

Dia amin'ny finday android:

https://play.google.com/store/apps/details?id=com.baiboly.katolika

3. Nehemiah ( 14/02/2013 08:31)
Lol. @'zay chacun trouve son compte ;) !
4. amig0 ( 14/02/2013 18:00)
Hery: ka i Nehemian anie mety protestanta eeh,
Ny prontestanta dia anti katoalika:)
5. hery ( 14/02/2013 18:55)
Amig0 > Misy koa fotoana hahanginana. Tsy voatery miteny :-)

Izay mangina volamena mantsy hono.

Raha toa ka tsy misy dikany ny zavatra holazaina dia indraindray aleo tsy miteny.

Fa eto moa samy manao izay tiany :-)
6. Nehemiah ( 15/02/2013 06:27)

amig0:

Hery: ka i Nehemian anie mety protestanta eeh,

FJKM aho.
amig0:
Ny prontestanta dia anti katoalika:)

Biiiinnnnk ! Mauvaise réponse ! Aza miverina 2e semaine koa !
7. sitlo ( 19/02/2013 10:16)
Misy ireo namafy teny amin'ny arabe, ka tonga ny voromanidina dia nihinana azy
Misy teny amin'n tsilo, misy teny amin'ny tany lonaka.

Fa mis kosa ireo nanao azy tamin'ny internet sy apps, ka rehefa te hameno forum amin'ny serasera dia manao copie/coller
8. Nehemiah ( 19/02/2013 13:11)
Azo asiana rohy izay mitondra ny mpamaky any @ sity marina ny andininy toy izay manao copier/coller !

Misaotra betsaka ho an'ilay hevitra, tena manahirana marina rehefa lasa lava be ny hafatra iray nohon'ny andinin'ny Baiboly izay tsy maintsy apetraka.
9. henintsou1 ( 02/03/2015 10:01)
Nareo ve mivarotra Baiboly Protestant azffady ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6442