Encodage des caractères

1. Nehemiah ( 12/02/2013 06:11)
Tokony amboarina ny encodage @ serasera fa lasa tsy hay vakiana intsony ny caractères accentués !

Hitanao izany !
novalian'i Tibao ny 11/02/2014 18:18
2. hery ( 12/02/2013 21:45)
Mahagaga ahy indray izany.

Jereo ny zavatra hitako. Tsy tahaka izao ny hitanao?

3. hery ( 12/02/2013 22:31)
Ngamba tamin'ny hafatra taloha no tianao lazaina. Nezahiko nahitsy ny hafatra taloha dia tokony mba efa niala ny caractères hafahafa amin'izao.
4. Nehemiah ( 13/02/2013 06:12)
Ie, efa tafaverina @ laoniny. Misaotra.
5. Tibao ( 11/02/2014 18:18)
Tsy haiko izay manjo amin'ilay rindrankajy fa lasa voavadika "?" daholo ny soratra sasany. Nanandrana na nanoratra valinteny misy soratra avy amin'ny abidy ara-drafipeo iraisampirenena aho dia "?" fotsiny no nipoitra tao fa tsy ilay soratra :

ð? ?n??? ?w?nd ?n ? ?s?n w? d?s?pju??? ?w?t? w?z ð? ?st?????, w?n ? ?t?ævl? ?kem ??l?? ??æpt ?n ? ?w??m ?klo?k.
ðe ????id ð?t ð? ?w?n hu ?f?st s?k?sid?d ?n ?mek?? ð? ?t?ævl? ?tek ?z ?klo?k ??f ??d bi k?n?s?d?d ?st????? ð?n ð? ??ð?.
ð?n ð? ?n??? ?w?nd ?blu ?z ?h??d ?z hi ?k?d, b?t ð? ?m?? hi ?blu ð? ?m?? ?klo?sli d?d ð? ?t?ævl? ?fold h?z ?klo?k ???a?nd ?m;
?æn ?t ?læst ð? ?n??? ?w?nd ??ev ??p ði ??t?mpt. ?ð?n ð? ?s?n ??a?nd ?a?t ?w??mli ?nd ??midi?tli ð? ?t?ævl? ?t?k ??f ?z klo?k.
?n ?so? ð? ?n??? ?w?nd w?z ??bla?d?d t? k?n?f?s ð?t ð? ?s?n w?z ð? ?st????? ?v ð? ?tu.

Tsy mba olana ve izany? Nefa aho raha mampiditra teny sinoa :

????????googolplex?

dia ohatry ny tsy misy olana ilay izy, izay midika fa mahazaka unicode tsara ny forum serasera.org.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.8669