Mila vonjy maikabe azafady!

1. AndriambyII ( 12/02/2013 23:47)
Araka ny fahafantarako ny aretina atao hoe surcharge cellulaire sanguine , vokatry ny sakafo hanina mandavan-taona dia misy depôt microbiobacterologique tsy maintsy evacuer-na @ tenan' olombelona ! Ankoatry ny chimiotherapie sy dialyse , izay angatahiko @ mpisorona malagasy ny fampiasana azy @ vonjy taitra !Izao dia izao tompoko , ho an Stephane Allard !Region Metz Stiring
2. AndriambyII ( 12/02/2013 23:52)
Alefaso ny coordonnées de liaisons sy ny sisa fa vonjy aina izy ity tompoko !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1953