Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i siga_soa, milahatra araka ny daty
siga_soa
(
20/02/2013 12:05)
Maharaviana ihany ny lehilahy fa mihevitra ho mafy...
Maharaviana ihany ny lehilahy fa mihevitra ho mafy sy matanjaka kanefa rehefa manoloana ny vahivavy dia malemy sy azon'ilay vehivavy manao izay sitra-pony rehetra. Ary nahoana moa ny lehilahy no manam...
tohiny
novalian'i 201007jacky ny 09/03/2013 07:47
siga_soa
(
24/10/2012 11:59)
Tsy maintsy hiaraka ve ny Lehibe (lehilahy ) sy ny "secretaire particulière-ny"?
Zava-misy hita matetika eo amin'ny fiaraha-monina sy ny toeram-piasana io zavatra nanontaniako io. Ka izany no nahatonga ahy hampiditra azy eto. Ary tena mamotika ny fiainan-tokantrano na ny an'ny leh...
tohiny
novalian'i ialahy ny 24/04/2013 13:20
siga_soa
(
10/04/2012 07:58)
Hanokatra sekoly jardin d'enfant
Mila fanampiana aho. Inona avy no tokony atao sy taratasy ilaina raha hanokatra sekoly jardin d'enfant aty Madagasikara. Dia aiza avy no aleha sy hantonina?
Misaotra betsaka izay afaka mamaly
...
tohiny
siga_soa
(
13/08/2011 05:13)
Lehilahy gasy manampahaizana manambady vazaha
Nahoana ny ankambeazan'ny lehilahy gasy manampahaizana sy nandrato fianarana tany ivelany no manambady vazaha, kanefa dia milaza ho tena tia tanindrazana? Tsy antonona azy ireo ve ny vehivavy gasy? Ka...
tohiny
novalian'i kooool4 ny 27/11/2011 01:46
siga_soa
(
13/08/2011 05:05)
Lehilahy gasy manampahaizana nefa manambady vazaha
Fanontaniana manitikitika ny saiko; Nahoana moa ireo lehilahy gasy tena manampahaizana (betsaka izy ireo) no tsy manambady vehivavy gasy? Diniho tsara anie. Kanefa izy ireo no tena miseho ho tia tanin...
tohiny
novalian'i jesuisla ny 29/01/2012 14:37
