tsy mazoto manao firaisana amiko tsony ny vadiko

21. nilex ( 20/03/2013 13:33)
Aza maka fahasorenana fa eto nge betsaka ny olona tsy mba matotra amin'ny firesaka,asa ny antony na ny fitaizana mihintsy na koa ny fototra maha olona azy mihintsy no tsy dia tsara fa dia aleo hihomehezana fotsiny.Misy ny resaka sangy eto ary misy koa ny tokony ho raisina ampahamatorana tsara fa rehefa olona tsy dia mahay manavaka ireo fa ny hanakorontana fotsiny no ataony eto dia tokony ho supprimena ny compte eto fa manadala fotsiny.
22. sitlo ( 20/03/2013 14:01)
Fa ny valiteny matotra dia ny tsy miraharaha . sy , fa averimberina fotsiny ny hoe mivavaha dia ampiana copie-coller ao amin'ny Baiboly.

Zavatra logique tsara ny ahy. Matoa ianao tsy miraharaha ny zavatra tsotra tahaka ny lettre majuscule dia midika izany fa maro ny zavatra tsy raharahinao.

Ka tsy mahagaga ny lohahevitra...

Raha mila zavatra ao anaty Baiboly dia ity: fitiavana, finoana, fahadiovana, fiteny, fitondran-tena. Ny fitandrovana ny fitsipi-pitenenana dia anisan'ny "fiteny". Raha mandray ny mpamaky dinika ho vulgaire tsy mila raharahiana ianao, dia aza gaga koa raha misy mandray anao ho vulgaire any ho any.
23. nilex ( 21/03/2013 05:30)
Asa na itanao ny tenin'ilay olona teo ambony fa noraisiny ho mananihany ny resaka narosonao.Tsy tafita izany ny hafatrao ary tsy araka izay noheritreretinao mihintsy no nandraisan'ilay olona azy fa noraisiny ho fanambanaiana ilay olana mihintsy aza.Itanao izay fa ilay fomba fampiana hevitra mihintsy no tsy azon'ny olona fa raha notenenina izy hoe ho ento am-bavaka kosa dia nankasitraka izy ary nanamafy.
Ho anay kristianina dia ny tenin'Atra foana no làlana hamahana ny olana.Tolo-tsaina avy amin'ny Fanahy Masina no angatahina ka aza gaga ianao raha mandeha eto ny copie coller ny tenin'Atra.
Samy manana ny safidiny io ry nama fa asa aloha ny anareo e.
Tsoriko aloha fa ny fanampianay olona tamin'ny tenin'Atra dia nahomby mandrakariva hatreto an.
24. sitlo ( 21/03/2013 09:13)
neih
25. fitatoky ( 29/03/2013 13:26)
Manahoana doly,
Misaotra an'Andriamanitra sady midera ny voninahiny lehibe fa nahazo valimbavaka,niverina tam fiainananay talo zay zao,oh tsy nisy iny olana iny,niverina tena tia be ahy sy ny tokatranonay ny vadiko sady tena niverina nazoto be nanompo An'Andriamanitra ndray,miara mande mivavaka fona zay mianakavy kely ary niverina nazoto be tam fanompona rehetra izy,Tena mihaino vavaka ny Tompo sady tena mihevitra ze mahasoa atsika zanany,ts lalodalovana ny sofiny fa tena mamaly vavaka ,Misaotra bdb an Nilex sy Miantsatia tam torohevitra sy fitarihana tam lalana tsara,tena nahomby fa ny Tompo hitahy atsika hatrany.Misaotra ihany koa ze namaly rehetra,eny fa na i Stilo manakiana am tsis dikany aza,alina a no matetika manoratra refa matory ny akizikely d zay n ts irespectek le tadiavinao e,lol!!!zao a mba manampotoana atoandro de maita tsra ny clavier ny masoko,Fijoroana vavolombelona no amaranako azy,Tena nibebaka,nifona,nangataka tam Andriamanitra tokoa aho ary de nahazo valimbavaka toko!Antsoy a de hovaliako ianao,ary tena namaly ahy izy ka de isaorako bdb.Hoatsika ze manana olana,Tena marina,Andriamanitra mamaly vavaka,ary manome mihoatra ny zavatra angatahitsika ndray aza Izy refa tena mino sy manolon-tena ho azy Isika.Antsoy Jeso ho Tompo sy Mpanafaka anao dia tena ho afaka tokoa ianao.Farany ,misaotra ny Mpanatotosa retra ny Namana Serasera.
26. ral_ ( 29/03/2013 16:46)
Miarahaba ary faly ny namana mandre vaovao tsara avy aminao. Enga anie mba hitohy hatrany.
Ovay Toky fanantenana amin'izay ny pseudo :)
Manaova Paka sambatra daholo.
27. sitlo ( 02/04/2013 21:57)
re neih
28. nilex ( 03/04/2013 07:23)
Efa noresahantsika teto hatramin'ny voalohany fa ny Tompo tsy mba mandainga ary efa fantatraka koa fa raha tena miova ny olona dia raisiny antanandroa.Misy foana ny manakiana eto fa izao izao voaporofo tsara amin'izy ireny fa tsy sangisangy ange ny resaka eto e,ary ho entina ambavaka koa izy ireo mba hiova fo amin'izay.
Izay no ela fa dia miarahaba ny namana izay nahazo valimbavaka e.Mahafinaritra tokoa ny mamaky ilay fitantaranao azy sady tena mamelona fanantenana vaovao.Zarao koa amin'ny namana rehetra manana olana any izay naharesy lahatra anao,ary ambarao azy fa tsara ny Tompo.Mila miambina mandrakariva anefa fa tsy kely làlana akory ny ratsy ary tezitra mafy izao ilay satana.Tohizo foana ny vavaka fanao isan'andro.Mahereza amin'ny asan'ny Tompo e.
29. fitatoky ( 01/05/2013 17:49)
Misaotra an'Andriamanitra de Miarahaba atsika rehetra sady misaotra indrindra an'i Nilex sy nareo retra zay nanoro hevitra.Enga ne ze manan'olana retra ka manankina izany amin'i Tompo mba ahazo valimbavaka dolo,
30. hasi4 ( 12/05/2013 05:39)
Andao hanao amiko refa tsy mazoto izy e!! nareo mpivady ihany fa tsika milely any ambadika, any tena nonoiko be mintsy ny anao
31. nilex ( 14/05/2013 05:20)
Miarahaba antsika amin'ny anaran'ny Tompo e.Aza taitra amin'izay resaky ny hafa any isika fa tadidio fa rehefa miresaka ny zanak'Atra dia mba eo koa nge ny zanak'i satana e.Aza kivy fa mivavaha ho azy ireny.
32. hadji ( 14/05/2013 05:27)

fitatoky:

Inona no tokony hataoko ,nanomboka tamin'ny nahabevoka ahy tamin'ny zanako vavy farany,ka hatramizao de misy probleme am firaisana za sy ny vadiko,vo nanomboka bevoka ny zanako farany a de nanomboka itako hafa2 izy,ary farany mo de tena tratrako nanao tam piasa tao antrano,tena nalaelo b a sady tezitra mafy nefa nandefitra a satry ny oavin'ny tokatranoko sy ny zanako no nandeferako ka tsy nisarahako taminy,sady nifona tamiko izy,nandrapaterako ndray nefa de ts niova izy fa de tratrako in-2 niaraka tamna vevavy hafa mits ndray,fa nandefitra fona a,nefa na zany aza de nampisafidy azy ze tena fanapakeviny,de nilaza fa ts anao tsony ndray,nilamina atreo sady teraka somatsara a,fa 3 taona aty aoriana ndray,niova be izy,tsy tia manao firaisana tsony izy,fa in1 mande isambolana zay ra be ndrindra no manao firaisana,sady mitodidamosina foana,anotaniko izy de milaza vizana ono,mba ndramako taitairina,calin2 sns fa ts mety taitra mits,tsis réaction,inona no tokony ataoko?mety manao sipa ve izy de reraka de ts mavita n'inoninona tsony refa ao antrano? MISAOTRA MANORO HEVITRA
Efa mazoto milely amin'izay kosa angamba izy oh!?
33. H.R.S. ( 03/07/2013 11:32)
mankahery anao foana ary tsarovy fa olana iray dia vahaolana iray. Ary tsarovy fa rehefa miezaka foana hianao dia tsimaintsy ho tonga saina izy ny afarany
fitatoky:

Inona no tokony hataoko ,nanomboka tamin'ny nahabevoka ahy tamin'ny zanako vavy farany,ka hatramizao de misy probleme am firaisana za sy ny vadiko,vo nanomboka bevoka ny zanako farany a de nanomboka itako hafa2 izy,ary farany mo de tena tratrako nanao tam piasa tao antrano,tena nalaelo b a sady tezitra mafy nefa nandefitra a satry ny oavin'ny tokatranoko sy ny zanako no nandeferako ka tsy nisarahako taminy,sady nifona tamiko izy,nandrapaterako ndray nefa de ts niova izy fa de tratrako in-2 niaraka tamna vevavy hafa mits ndray,fa nandefitra fona a,nefa na zany aza de nampisafidy azy ze tena fanapakeviny,de nilaza fa ts anao tsony ndray,nilamina atreo sady teraka somatsara a,fa 3 taona aty aoriana ndray,niova be izy,tsy tia manao firaisana tsony izy,fa in1 mande isambolana zay ra be ndrindra no manao firaisana,sady mitodidamosina foana,anotaniko izy de milaza vizana ono,mba ndramako taitairina,calin2 sns fa ts mety taitra mits,tsis réaction,inona no tokony ataoko?mety manao sipa ve izy de reraka de ts mavita n'inoninona tsony refa ao antrano? MISAOTRA MANORO HEVITRA
34. rakotobe425 ( 10/07/2013 10:29)
Aza manao sipa izany enao fa anontanio azy izay tsy mampatanjaka azy. Raha malemy latalka izy dia asaivo misotro katrafay.Dia aza menatra miresaka firaisana.Ataovy izay mahafaly azy fa tsy mihenjana ny anay lehilahy raha malahelo. Rehefa atory dia tee-shirt fotsiny anaovana fa aza misilipo mba hampitsiriritra azy. Sintony amin'ny tananao ny azo.De mba manao tsara tarehy koa e! Ataovy izay mahafalifaly azy. Katrafay e! zay fotsiny. Aza mihinana cola na excitant vazaha. Dia sahia koa mangataka e
35. tanimamiko ( 25/07/2013 14:53)
http://www.koolsaina.com/nouvelles_madagascar/uploads/Herve_Aina.jpg(tandremo ary)
fitatoky:

Inona no tokony hataoko ,nanomboka tamin'ny nahabevoka ahy tamin'ny zanako vavy farany,ka hatramizao de misy probleme am firaisana za sy ny vadiko,vo nanomboka bevoka ny zanako farany a de nanomboka itako hafa2 izy,ary farany mo de tena tratrako nanao tam piasa tao antrano,tena nalaelo b a sady tezitra mafy nefa nandefitra a satry ny oavin'ny tokatranoko sy ny zanako no nandeferako ka tsy nisarahako taminy,sady nifona tamiko izy,nandrapaterako ndray nefa de ts niova izy fa de tratrako in-2 niaraka tamna vevavy hafa mits ndray,fa nandefitra fona a,nefa na zany aza de nampisafidy azy ze tena fanapakeviny,de nilaza fa ts anao tsony ndray,nilamina atreo sady teraka somatsara a,fa 3 taona aty aoriana ndray,niova be izy,tsy tia manao firaisana tsony izy,fa in1 mande isambolana zay ra be ndrindra no manao firaisana,sady mitodidamosina foana,anotaniko izy de milaza vizana ono,mba ndramako taitairina,calin2 sns fa ts mety taitra mits,tsis réaction,inona no tokony ataoko?mety manao sipa ve izy de reraka de ts mavita n'inoninona tsony refa ao antrano? MISAOTRA MANORO HEVITRA
36. NirindraNjato ( 23/12/2015 19:26)
Salama topko izao dia lehila 27 taona ar ny vadiko dia zokiko 3 taona mananjanak 2 izahay ny voloany dia 2taon sy tapan ny fah 2 8volana.tsy dia mazoto manao firaisana amiko itsony vadiko na manao aza izahay dia otrany oe terena zany izy fa fa ts vokatr ny fony.de lasa otrany oe isakiny ny mifamaly fona vo manao firaisan a.nisy ftoana nilaza tamiko fa ts de zatra anzany.lasa
mandefitra be fona za ka lasa manao teny tsy voahevitra indrayndray.mb mangataka toro-hevitra amintsika
37. NirindraNjato ( 23/12/2015 19:27)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1258