Mac gyver

1. ral_ ( 10/03/2013 19:23)
Salama daholo isika rehetra

Inona avy ny zavatra na fitaovana efa nampiasainao tsy tamin'ny tanjona namoronana azy?

ohatra: efa nampiasa antsy mofo aho nataoko tournevis;

efa nampiasa finday aho nataoko maritoa,

Alefaso daholo dia aza menemenatra e
novalian'i ral_ ny 20/04/2013 12:21
2. hery ( 11/03/2013 12:19)
Olona natao tohatra lolll
3. ral_ ( 11/03/2013 13:12)
atim-paosy natao famafan-tanana koa toa be mpanao
4. mirananirina ( 11/03/2013 17:39)
Nampiasa nify amohana bouchon ,
5. Nehemiah ( 12/03/2013 05:40)
Nampiasa fantsika hisoloana ny boulon nanjavina t@ cocotte-mn'nay.
6. 5laody ( 21/03/2013 13:39)
Varimasaka natao dity (lakaoly), ary io fikan'i Hery io tian'ny mpanao pôlitika a!! lol
7. hery ( 21/03/2013 13:47)
Tavoahangina Eau vive natao entonnoir :-)

8. rabefou ( 18/04/2013 20:28)
tsofa natao règle
9. ral_ ( 20/04/2013 12:21)
salama daholo ary misaotra mamaly hatrany,

Tany am-pitsangatsanganana indray andro ary tsy ampy ny sotro ka dia tsy maintsy namorona:
nolaniana aloha ny coca kely amin'ny tavoahangy plastique 33cl dia notapahina nanaovana sotro ilay izy. lany ihany ny vary ka!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3036