fizarana tany

1. potarafe ( 09/03/2013 16:27)
Manaona doly o!
Manana olana kely momba ny fizarana fananana.
Ny mamako zany manana tany, misy trano eo amboniny. Ny zandriko no mipetraka ao @le trano amizao fotona zao. Ny tiko fantarina d hoe inona kay ny demarche ra toa ka te hizara io tany io zahay?
Misaotra mialoha @ valiny entinareo
Mamy
novalian'i hery ny 09/03/2013 16:27
2. hery ( 09/03/2013 16:27)
Momba ny lalàna angamba izany. Afindrako any.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.25