ho ela velona i tgv
1. bazylou
(
06/03/2013 14:03)
ry zalahy;;;
tsy nisy nanana culot sy nahavita ohatra azy eto.
dia foronina daholo izao resaka balaoasy rehetra , voan'ny sida e, mangorera e, manala ny tsena eo am malacam e,
i Mialy misy fadim bolana e, , grrrrrrrrrrrrrrrr
tsy nisy nanana culot sy nahavita ohatra azy eto.
dia foronina daholo izao resaka balaoasy rehetra , voan'ny sida e, mangorera e, manala ny tsena eo am malacam e,
i Mialy misy fadim bolana e, , grrrrrrrrrrrrrrrr
novalian'i Raharike ny 01/04/2013 20:21
2. andrywui
(
06/03/2013 16:28)
i amigo sy i nilex anie ry bazylou no tena manely tsaho ny mpisera mahita volana alohan'i habib eto ee ,
lazaindry zalah fa oe sipan'i hery ndray aza i mialy hono ,,tena bandy miteniteny foana mintsy ranilex io ka ...
lazaindry zalah fa oe sipan'i hery ndray aza i mialy hono ,,tena bandy miteniteny foana mintsy ranilex io ka ...
4. nilex
(
07/03/2013 05:38)
Mampiomehy ahy ialahy ra wiwi,avoahy eto ambany eto hoe ny texte nilazako fa sipan'i Hery i Mialy.Izay no manaporofo fa olona hanakorontana fotsiny no ataon'ialahy isany eto fa tsy mijery ny tena zava-misy marina.Ny anay lehitia teny voalanjalanja daholo no resahina eto fa tsy misy teniteny foana eto ,marina hoe mety manindrona anlisany ilay izy fa ny saina ny anay no miasa fa tsy ny fo.Aza dia mandainga raha lehilahy fa ny ady hevitra tohizana e.Tsy mbola niresaka mialy teto isika na kely aza fa aza mampihimehy.
Ho avy izao i mama dia ho hitanla izany ,hidona amin'ny poto fanindroany indray ialahy.Mampihazakazaka soavaly be tongotra ko.
Ho avy izao i mama dia ho hitanla izany ,hidona amin'ny poto fanindroany indray ialahy.Mampihazakazaka soavaly be tongotra ko.
5. andrywui
(
07/03/2013 06:51)
ngah lety i mama. Kou mo hatramzay nisy nilana azy à tsy politika tsy fahaizana .ka maninn mo ra mba avela iditriditra eo e ..mba manasitrana ny fo nlisany koa ,,,mikifalifaly fona amze mama hotonga nefa dada no tena misy afera maimbo amn tribunal gasy ane e , aleo mama oavy fa tsisy dikany .
6. nilex
(
07/03/2013 11:59)
hay ve tsapanlisany ihany fa tsy misy afera mamatotra an'i mama e,ka maninona no matahotra ny fat.Ka tsy mahagaga ry zalahy raha matahotra an'i dada mafy mihintsy ka i mama aza ity atahorana mafy.Efa nandefa NOTAM indray.Fa inona mihintsy no mampitahotra anlisany ireo e,olona iray ve lesy dia mampihorohoro nefa miseho azy ho tena favo ery.Izany no tonga amin'ny vovohon'alika kay tsy hery fa tahotra fotsiny.
7. nilex
(
07/03/2013 12:01)
mety tsy ho be diplaoma tokoa aloha i mama fa raha i lava sanga kosa mbola voany fa tandremo ry wiwi an.
8. andrywui
(
07/03/2013 12:20)
Eo amn politika no resahako oe maivana i mama à fa mety nianatra izy ,, ka tsy avela hiditra mitsy izy amzay tsapan i dada tsara oe rafotsy ary tsy avela ko za ndray ve hisy fika tsony fa de aleo mamboly coco
9. nilex
(
08/03/2013 11:01)
ialahy ve dia mbola tsy kopy ihany fa politika nge io e,mody lavina aloha satria oina be amin'ny akama rehetra ny hat fa efa fantatra nge fa tsy azo sakanana io e.Toy ny ilay hoe hilatsaka hilatsaka iny lesy a,Mody nanao fombafomba teo dia nilaza ihany fa tsy hilatsaka.niteny ratsy mihintsy ry wiwi teto ko.Ary amin'ity indray mitoraka ity mety hisaoty eny ambaravarakely mihintsy.Politika lesy io fa aza rebireben'ny olona a.
10. bazylou
(
22/03/2013 23:24)
hitan'ialahy isany eo fa endasin'ny frantsay ny maman'ny lisany marary kibo iny.
rah i mama no milatsaka dia tsy holany zany mihitsy e.
11. nilex
(
25/03/2013 08:37)
Olona manana zo feno i mama fa aza adino nefa kakana tsy hahazo hanao fanambarana politika hono.Tsy avela hilatsaka.Misy antony ao an.Saritahotra ny hat sao ho lany eo ny olona ko ny tena rahateo koa efa fantsatra fa tsy tian'ny olona.
12. bazylou
(
27/03/2013 00:21)
dada sy mamanareo nandra kooooo. kalalao ve letsy no atao prezda , beuuurrrk
13. nilex
(
27/03/2013 05:37)
Ka ahoana ary ny akaman'lisany tsy sahy mifaninana aminy e.Mahatsiaro tena ho maivana tsinona ko.Fa nga ny gasy azo hambakaina.Aleo handeha eo ny fifidianana fa ho hitan'lisany eo ny resultat fa tsy ho hampoizin'lisany mihintsy io.Efa miady antrano mihintsy izao ny mpomba ny tgv an,mahafinaritra ery ny mijery azy ko,hay ve faible fa mizesta fotsiny.
14. andrywui
(
27/03/2013 07:32)
o ranilex à ,de mikifalifaly fona amze kalalao akoho vavy maneno tsy maita ze rirany amn politika sy expérience mitondra firenena akory no mapidedaka ? Tsy lany eo zany iny n'a mbola hanao sorona zaza 6000 eo ndray aza izy mianakavy e
15. nilex
(
28/03/2013 05:46)
Ahoana moa izy notsy ho sahy hilatsaka ko,ny dj aza sahy ko,Lalao ange aza adino anisan'ny membre tao amin'ny conseil d'administration ny orinasa Tiko an.Olona mahay mitantana iny an.Ka ahoana moa no tsy hahaizany an'io ,hafa ny dj tsy asa mahamaika no ataony fa ny teny antsonjombe indray no namboariny.
Ialahy aza mampihomehy e,resaky ny maty andrano ny anialahy fa matoa ny olona tsy havela hilatsaka dia atahorana ny ho lany.
Efa leo izao fitondrana izao ny gasy e,aleo ihany ilay iraika lahy taloha e.
Ialahy aza mampihomehy e,resaky ny maty andrano ny anialahy fa matoa ny olona tsy havela hilatsaka dia atahorana ny ho lany.
Efa leo izao fitondrana izao ny gasy e,aleo ihany ilay iraika lahy taloha e.
16. Raharike
(
01/04/2013 20:21)
Samy tsy nahay matoa mbola mahantra ny gasy e! ny teo aloha aza no tena henjana fa tsy takatry ny sain'ny sasany raha tsy olona nahita fianarana lavidavitra! Ny fananan'ny malagasy irau manontolo no naika ho "monopolisen'ny filoha teo aloha ka tratra t@ izany izy dia aleo alou misintaka e! zay tsy mahay miala daholo! Raha tsy olona mpanao analyse lalina fa hoe mijery grand titre @ gazety basivava; valosoa, tia tanindrazana... dia voan'ny lavage de cerceau eo fotsiny fa ny zavatra tokony hataon'ny malagasy dia mametraka ny fiainany amin'Andriamanitra. Solution plus proche et assuré! sa ahoana?