ASA NA POLITIKA NA FIVAVAHAN SYFINOANA NO TOKONY ANDEFASANA AZY TY FA TOA METY DAHOLO !!!!! oooouuuuffffffff...

1. andrywui ( 20/03/2013 01:05)



misy trois part izy ity fa ity alou no alefako eto satria voateniteny matetika amin'ity part ity i dadanay !!!
2. hery ( 20/03/2013 07:50)
Film efa nandeha tato:

http://forum.serasera.org/forum/message/m507be2e78d61b

dia mbola niverina tato:

http://forum.serasera.org/forum/message/m51388651eb194


3. andrywui ( 20/03/2013 09:08)
yee fa le résa-dada nipoitra no tena tiako atongavana ,sady nafenipenina tany amn fivavahana sy finoana tany kou izy ty
nefa tena eto mintsy no tena mety aminy ho an'n'y mpiondana mpitaky lava ny fiverenan dada lava io ... Asa n'a mbola hisy itaky ny hodiany iany n'a aokzay !!!!
Mazava amndramose Hery ve zay fanazavako azy zay !!! ...
4. hery ( 20/03/2013 09:25)
Ka alefaso ao amin'ireo dinika ireo.
5. andrywui ( 20/03/2013 10:11)
Eto mintsy zao no itako tena mety aminy ...fantatro tsra i ra andry e ..miliardera lery tsy possible kou nedala oe hanonona anaranol fahatany sy itombotomboka be fahatany eto ...de ho anareo tranaininainy reo amzay ary ...mino ny resak'i ANTIMPANAHY roa taona n'a telo taona lasa teo ho.eo amzay ve nareo ...nifandrombonanareo nokianina matsy iny olokendry namboraka ny marina iny kou de nangina izy
Ity tadidio tsy ho fanttrao n'a ovina n'a ovina n'y zavatra fantatatry n'y sasany .....
Enao mipetsopetsona be eto nefa ampahafolon n'y hainao ny hainol ....efa 3taona lasa zao i antimpanahy nanazava anio teto nefa samy nanopa azy daholo ny tsy mahafantajavatra ....mbola vao hanaporofoanny antimpanahy n'y maha olokendry azy ireny ,,telo taona aty aoriana vao présent amnle resaka n'y mpiondana ...!!!!
6. andrywui ( 20/03/2013 10:17)
Aza de atao itoeran'ny satroka fotsiny oa io loha io n'a itapimaso toy n'y soavaly fa ampahirato ,sokafy ny maso ampiasao faza faly mi oui msié fotsiny io loha io .....
Betsaka mitanaka zao ry mpiondana eto oe kay ve , hay va re !!
7. hery ( 20/03/2013 11:15)
hay ve e, zay zany :-)
8. andrywui ( 20/03/2013 11:34)
Hehehe oui msié ...
9. dadabe ( 23/03/2013 04:17)
tsy kopy zah leuleu
10. ronaldo09 ( 23/03/2013 12:47)
Tsy zanak' i Dama zany io fa noporofoiny tamin'ny spectacle ny farany ary nasehony teny ilay tena zanany!!!
11. ravatorano ( 06/04/2013 10:38)
efa nalefa nigadra ry pasitera fa naohahana didy namoaka azy omaly hariva d gaga fotsiny ny mpitory ! izay ilay fitsarana mahaleo tena eh ! hihihih ! tsy hay tsony fa za koa tsy nianatra lalana na d hitako aza fa manana ny rariny ihany ireo mpitory !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3115