efa vonona ny terrain e

1. bazylou ( 03/04/2013 22:27)
ny mpifanandrina koa efa niseho daholo ,ka andao tairina ny kombaka eee.

Izay maharesy ihany no anay ary izahay tsy mitaingina soavaly be lohalika mitsako billa any rsa an.

beuurrk
novalian'i bazylou ny 06/04/2013 16:47
2. andrywui ( 04/04/2013 06:55)
Soavaly vavy ve ampiadina e ,,soavaly vavy kely tsy vositra. Fa aporisihana fotsn de manaiky nefa n'y lohamaleminy aza tsy mbola mikatona tsara akory.


Bbeeeuuurk ozy rabazy zay + hon hon hon hon

Hisy faty mikarararana fa ataovy izy , vao maika hamboly coco any sud aff any hatramn zanany atsy oatsy
3. nilex ( 04/04/2013 14:00)
tsy aleo ve mampiady soavaly vavy toy izay soavaly lahy toa tsy ampy sakafo izany fa mahia kely,ho lasan'ny rivotra fotsiny eo sady malemy loalika tsy afaka ny hiazakazaka fotsiny.Tsy mbola miainga akory dia efa matahotra ko.
4. hery ( 04/04/2013 14:14)
bazylou:

Izay maharesy ihany no anay


Ka raha ilay any rsa no mandresy?
5. bazylou ( 04/04/2013 15:31)

o rahery a, etsy bevalala anie no mandeha ny course fa tsy any pretoria na joburg e!!! sao diso depart eo ialahy kleee.

beurrrkkk
6. andrywui ( 04/04/2013 17:37)
Tsy possible vavy kely aharesy lelah zany e resaka fotsn.oe mitovy zo e efa mitovy e sns ..
Ozy Andriamanitra oe n'y lahy no lohan'ny vavy ,, ka ra mbola misy lelah miainga eo de aza de be espoir loatra ,,asa anga ra resy eo de hanao lougarou otran fanaon'ny mpiondana reny ndray ???
7. hery ( 04/04/2013 17:39)
bazylou:

etsy bevalala anie no mandeha ny course fa tsy any pretoria na joburg e!!! sao diso depart eo ialahy kleee


Tsy any pretoria ny soavaly ka :-) mety diso depart ra-bazy
8. nilex ( 05/04/2013 05:42)
Ary fanina ry zalahy kay fa efa eto nge ny soavaly hiazakazaka e,sady matanjaka be ka lasa matahotra ny hat ko.Mety ho faty toro roa any ho any mantsy ry zalahy.Ny andry zalahy mantsy soavaly be tongotra daholo no halahatra ko.Raha tsy hoe efa mikajikajy ny hangalabato indray angamba.
9. nilex ( 05/04/2013 13:29)
Ity misy soavaly malemy lohalika iray izay mbola mitetika ny hiazakazaka indray hono nefa efa inapte izao.Jereo amin'ny paoziny fotsiny raha ho afaka 10 metatra akory.Tsy tokony hiazakazaka mihintsy e.Mampiady akoho no mety aminy sa ahoana ra wiwi sy rabazy,sa ohatran'io koa ny gabarianlisany ka maka akama eo lisany e.
10. bazylou ( 06/04/2013 16:47)
io ry baina tgv ihany a, vive tgv eee.

ny savalinareo belohalika daholo sady any ivelan'ny piste no mizity anao course

beuurrk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3242