bonjour
za mitady lehilahy +37 ans mahay momba ny...
1. ERIVELO
(
21/04/2013 13:36)
bonjour
za mitady lehilahy +37 ans mahay momba ny ouvrages d'ART , mahay momba ny asa vy rehetra afaka mitarika ekipa,mahay mikolokolo ny fitaovana rehetra ilaina @io asa io matontra tsara
misaotra
2. hadji
(
24/04/2013 13:16)
ERIVELO:
bonjour
za mitady lehilahy +37 ans mahay momba ny ouvrages d'ART , mahay momba ny asa vy rehetra afaka mitarika ekipa,mahay mikolokolo ny fitaovana rehetra ilaina @io asa io matontra tsara
misaotra
aiza ilay toerana
3. irdna
(
25/04/2013 07:19)
AHOANA NY FOMBA AHAFAHANA MIFANKAHITA ? FA INTERRESSE AM LE OFFFRE
4. ERIVELO
(
28/04/2013 09:21)
bonjour
ty ny adresse mail ko ao isika afaka miresaka misimisy kokoa
erivelo37@yahoo.fr
merci
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2023 - page load 0.1886