mba miakatr ihany ve ny harikarena faobe antsika s...

1. hadji ( 20/04/2013 05:34)
mba miakatr ihany ve ny harikarena faobe antsika sa mitrongy vao homana ny malagasy e mila valiny izahay ry andrywi an
novalian'i misratana ny 27/04/2013 09:45
2. bazylou ( 20/04/2013 22:27)
Aleo ry baina miakatra miadan toa izay ametsifetsy sy angalatra vahoaka dia ankolaka daholo ny zavatra omenany vahoaka a.

Tys ny harinkarena no mahafaty ny olona izao fa ny izao dia izao sy ny hoavin'ny zanany.
Raha hiandry kalalao dia mandrasa eo ianao.

beeeeuuurrrk
3. andrywui ( 20/04/2013 22:38)
hadji ---)) slt alou e !! elaela toi tsy hita hita a !! sa variana nitsena an'i kalalao tany oany de nanadino ny akama teto ??
4. andrywui ( 20/04/2013 22:43)
o ry hadji a --)) ka izao le izy !! nilaza fa niakatra ozy i dada ny harikarena taminizy nitondra hono !!! nefa ny harinkarenan'i TIKO sy MAGRO no nitombo be tsy hita pesipesenina fa nitomba avo 1000heny ny orinasany ,
_ nitombo avo 100heny ny volany , ny tanin'olona nalaina ankeriny sy bodoina aminio tsy lazaina tsony fa de ze tiatiany rehetra de " anah 'ty tou..!" vao misy bebe vatosoa de "anah 'ty tou ..!! vita ramalagasy e ,,de oe nisondrotra ny harinkarena e efa 10% mitsy zao ny taux de croissance tsika ry malagasy aa !! ..aleo izy hita réel otrizao !! misoko miadana nefa mipetraka tsara tsisy soloky sy fetsifetsy fa de izy io !!
5. cyril ( 22/04/2013 01:45)
ary le roplane nge toa tsy manidina intsony ny iray, vola nomena ny mena sofina fotsiny
6. andrywui ( 22/04/2013 11:44)
manidina io ry gimba a , avion ka tsy hanidina , sa atao tobillll ??
7. misratana ( 27/04/2013 09:28)

cyril:

ary le roplane nge toa tsy manidina intsony ny iray, vola nomena ny mena sofina fotsiny

Mba manarah vaovao eh
8. misratana ( 27/04/2013 09:32)

hadji:

mba miakatr ihany ve ny harikarena faobe antsika sa mitrongy vao homana ny malagasy e mila valiny izahay ry andrywi an

Ity ny valiny dia mba tsakoy tsara hoe tamin'ny andron'iza no vao may nihanahantra eh: Banque mondiale no namoaka an'io fa tsy ny FAT

http://donnees.banquemondiale.org/indicateur/NY.GNP.PCAP.CD/countries/MG-ZF-XM?display=graph
9. misratana ( 27/04/2013 09:45)

hadji:

mba miakatr ihany ve ny harikarena faobe antsika sa mitrongy vao homana ny malagasy e mila valiny izahay ry andrywi an

Nenareo ny harinkarena 6,7% nefa ny inflation à deux chiffres 18% en 2005: raha miakatra 6,7% ny vola miditra aminao nefa ny zavatra hovodiana miakatra 18% dia mihamanakarena ve ianao?Jereo ny taux d'inflation andra8 de jereo ny an'ny FAT (source banque mondiale)

http://donnees.banquemondiale.org/indicateur/FP.CPI.TOTL.ZG/countries/MG?display=graph

jereo ny courbe PIB niakatra: http://databank.banquemondiale.org/data/views/reports/chart.aspx
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2233