Ze logique resahana e !! - vitan'ny TGV ny zafera

1. andrywui ( 22/04/2013 12:03)
ka marina zany kou dryyy !!! tadidio fa manana olona betsaka hatrany ambanivolo be anaty akata tsy tongan'ny inoninnn any ny TGV feno olony any !! i dada anefa efa mamimbo tamn olona rehetra any ambanivolo ! ny ankoatranzay soavaly vao , anarana vaovao , tsy fantatr'olona hoe iza sa iza ,ze tena resaka logique be no resahako a , de jereo amzay ary oe aiza ny herijikan'ny mpanohitra afaka hanindry ny TGV , ny tena zavadoza tam dada anie de le hadalana be nataony tamle nampisona ny tambanivohitra tamn vokatran'ireo tantsaha e , tadidin'ireo daholo ireny

ronono = vidian'ny TIKO forcé teo Andranomanelatra sy Ampahatromah no miandry ireo cyterne ze mandalo eo ny ronon tsy maintsy amidy am tiko ,, si non giazana ny ronono nao de akana santionany de alefa any am institut pasteur eo a avaradoha ampasapito io alou de zay vao jerena ny valiny , inn fa tsy masiso sy mivaingana ny entana ! (raisin'ny Tiko 450ar/l nefa etsy Ambatolampy defa 800ar/l )

paoma= ity voankazo ity ndray de zavadoza raha vao mijann roa andro anaty kesika fotsiny fa aleo de omena varomaty amin'ny tiko any na de andranomaso aza no hodiana avy eo ( 180ar/kg tompoko eo Ampahatromah nefa etsy Ambatolampy na Andranomanelatra akory aza defa 500ar/kg )

-ny vary ndray tao Marovoay sy Alaotra defa tsy tenennn tsony fa defa izy no ny prix ze tiany amin tantsaha ,, de mba anotanio kely ny collecteur mpanao vary (akotry na fotsy)

- ny laodisia isakin'ny novembre mou de maso sisa no mijery ny an'ny mpanao collecte laodisia nanaovan'ny tiko sy magro azy ,, nefa aiza zany fahiny fa midina hatreny ampotony mihitsy ny mpividy mifidy ze tiana ,, de siasia tsy revin'ny tiko eo no mba fidifidiana akarina aty andrenivohitra !! de zay ane no nahatonga anreny laodisia tam andron'ny dada hita taty amn tanana laodisia kely mapme kely marikivy maintikely reny e sisa n'ny tiko reny
novalian'i misratana ny 27/04/2013 09:23
2. andrywui ( 22/04/2013 12:08)
ka raha olona kelikely hery sy vaovao tsy ampy vovokaina na efa "maimbo teto amin tanan" otran'ndry dada sy ny taritariny ireny alou defa iomehezan'ny tantsaha 85% ireny e
ny eto andrenivohitra sy ry zalah any andafy be wawawa miseho ho mahalala politika eto am tanana ireo sisa no mety ho 0,00002% ho azon'ny tariky dada eo raha hisy !!!
ny zavatra tokony ho ataon'i dada ny manao fampihavanampirenena amin'ireo olona novonovonoiny ireo koa faharoa ngeza indrindra !!!
de ozy ah amnareo oe

MBOLA LAVITRY NY AFO NY KITAY E


TGV ihany no mbola be force alou na himenemennn otrninnn eo aza i nilex sy i mlamm
3. nilex ( 26/04/2013 13:05)
Izahay koa nge mba mahalala zavatra betsaka ary mitombona tsara ny anay e.Aleo andeha fotsiny ny fifidianana dia ho tsarain'ny tantara eto isika rehetra e.Hifamaly taimbava eto ra wiwi a.Ho hitantsika izany tgv be olona izany.Fa tsy hitanareo nga ireo candidat tgv hafa nirotsaka ireo.Efa miparitaka aloha ny vaton'ny tgv amin'ireo.Izany rehefa vendrana ko.
4. misratana ( 27/04/2013 09:23)

nilex:

Izahay koa nge mba mahalala zavatra betsaka ary mitombona tsara ny anay e.Aleo andeha fotsiny ny fifidianana dia ho tsarain'ny tantara eto isika rehetra e.Hifamaly taimbava eto ra wiwi a.Ho hitantsika izany tgv be olona izany.Fa tsy hitanareo nga ireo candidat tgv hafa nirotsaka ireo.Efa miparitaka aloha ny vaton'ny tgv amin'ireo.Izany rehefa vendrana ko.

Nareo no tena vendrana, tsy mahay stratéjia politika, nen'ny olona mandatsaka kandida marobe arakaraky ny popularité isamparitra mba hanapotehana ny vaton'ny mpandatsaka kandida tokana, ny tanjona dia ny tsy hahatafiditra 2è tour ilay kandida tokana!Mba ianaro ihany ny politika fa tsy manao coup de tête otran-drafisatava ka zao voa vao manenina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0935