Misy lalana ve ahafahana manova olona nilatsaka ho fidiana, hiova olona hafa tampoka?

1. ialahy ( 03/05/2013 12:15)
ny tiako ahatongavana dia izao, raha misy mpahay lalana, na mpanodikodina lalana, hoe tsy afaka tampoka ny candidat iray nony antony maro tsy voatanisa, dia omeny olona hafa ny toerany?
dia tsotra omena an'i Ravalomanana ny toeran'i Lalao dia milamina io, tsy misy kozikozy bobaka!
sady tinay mihitsy hoe Ravalomanana VS Rajoelina e!
novalian'i bazylou ny 03/05/2013 23:22
2. hery ( 03/05/2013 12:55)
Raha tena vonona hanao an'izany Ravalo ka manaiky Rajoelina dia mety foana io.
Rajoel aza tsy tao anaty 49 nefa nanjary N. 50 tampoka... mety coup de telephone fotsiny.

avy eo tafiditra 41 :-)
3. ialahy ( 03/05/2013 13:44)
ka izay no tokony izy tamin'io hatraminy volohany e! tsy tokony nanainky sy nanaraka ambokony teo foana, zao no hiafarany,
ny FFKM sisa andrasana hanafoana an'io fifidianana io e!
ary raha Mialy no teo nanahona?
4. andrywui ( 03/05/2013 16:54)
ka efa oe aza asina fofompofona ravalomanana oe le fifidianana de tsy asin'i rajoelina fofompofona lamasinina koa le fifidianana de nefa i dada nivadika io !! ka ho nofo iray ihany izy roroa !! ka inn zany fa tsy i dada ihany no i neny !! de nilatsaka kou ny olona ko !! mivadika tsinn ny ankilany ka !! norma be zany valilahy a
5. 5laody ( 03/05/2013 19:18)
Rehefa manaiky joueur tsy ao anaty feuille de match amin' izao dia aza mitabataba eo indray rehefa avy eo hoe i Lery no namono baolina.
6. bazylou ( 03/05/2013 23:22)
misy marary fo indrya fa nilatsaka i tgv.

beuuurrrk

vive tgv
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1178