Manaoana daolo ô!
Mba mila vonjy kery ry zareo an, izaho mba hiditra 3ème année en Gestion eny Ankatso de aona ny tokony ataoko? Misaotra anareo sahady. D mirary soa ho an-tsika tsirairay.
Tena tsy misy hafa tsy ny fanantonana eny fa be dia be ny pitsopitsony. Mety ampanaoviny fanadinana mihitsy aza tahaka ny Faculté de Sciences mivadika polytech 3eme année.