Tsy fahandrimpahalemana

1. FENOSOA2 ( 03/05/2013 16:39)
Zahay aty ambanivohitra miandanandriana sy ny manodidina tena ts mandry alina aminy asa dahalo any an_tsaha ve matory.
2. mirananirina ( 10/05/2013 14:18)
Mampalahelo tokoa izany, tsy misy mht ny fandriampalemana, sady ny loza dia matahotra dahalo daholo na ny zandary sy polisy any ambanivohitra any.
3. tanimamiko ( 15/07/2013 07:50)

FENOSOA2:

Zahay aty ambanivohitra miandanandriana sy ny manodidina tena ts mandry alina aminy asa dahalo any an_tsaha ve matory.

Marina tokoa izany , jereo sy vakio anie anie ny lahatsoratra nosoratako ao @ namana serasera @ Lohahevitra Fiarahamonina de andao hiara miasa.Fa tsy ampy ny mitaraina fotsiny.merci
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1985