Ridicule

1. randria67 ( 03/05/2013 08:23)
De gaga elà hoy ry zalahy, f'angaha moa dia mihevitra ny Malagasy tsy misy mémoire intsony ry zalahy e ! Ireny ny sonia avo lenta tany Maputo sy tsy tadidio aza vita ny nandà azy ampahibe maso koa, izaysnia kely tsy misy dikany iny no mankararyfo ary handehanana hitomany any Tanzanie, inona moa no heloky Lalao Ravalomanana no nanaovana loham-boto fotsiny naverina any afrique du sud izy raha tonga teto ? Nangalatra sanamono olona ? Ka izao voant t@ tsy fisainana kely fotsiny dia miampanampana est sy eroa ? Omeo nono io zaza io hangina ô
novalian'i bazylou ny 03/05/2013 23:20
2. hery ( 03/05/2013 12:56)
Efa nomen'ny CES izy zao e

Raikitra ny PMU. Izay miLALAO ihany no mahazo
3. andrywui ( 03/05/2013 16:57)
yeeeuu ze milalao iany no mahazo ?? ka nenay efa nilatsaka ny favori ko nga misy ombana intsony ny cafards eee prochitox io de mitsirara miainga ery hon hon hon
4. 5laody ( 03/05/2013 19:15)
Fa Inona ny anatra nomen-dRahery azy tany Roma tany e? Efa mbo nikonfesy tany am Papa izy dia nifanena taminao tao, lol.
5. Rabefou ( 03/05/2013 20:01)
OUIIII, d'acord aminao aho amin'iny indray mitoraka iny, tsy mkiff n'iza n'iza aho fa amin'ny maha be fou de fou kou ny fijery. maromaroa ny mijery fou fou amin'izay mahita fa be dia be ny fou. tsika koa olon'ny fo raha teo
6. bazylou ( 03/05/2013 23:20)
ny zavatra tsy hain'ialahy ry baina dia misoratra amin'ny kalalo daholo ani eny fananan'i le8 e. Ka rehefa miala ny mamba di amisosoka ny voay.

beuuuurrrk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9902