SERASERA
1. M.JUST
(
03/05/2013 14:28)
Misy nilaza tamiko hoe: tsy misy masokoditra ny kisoa , marina ve izany ?
2. 5laody
(
16/05/2013 15:30)
Dia tena tsy fantatra ny fahamarinany fa ny fantatro aloha dia mety bronzé ohatry ny hoditr'olombelona ry lerony e.
3. ora
(
30/04/2014 09:15)
izahay alou tsy mbol niaraka niaina tamin kisoa, tsy niompy no tian ambara an, sady tsy mihinana ihany koa fa MUSULMAN dia tsy mahalala mihitsy e
5laody:
Dia tena tsy fantatra ny fahamarinany fa ny fantatro aloha dia mety bronzé ohatry ny hoditr'olombelona ry lerony e.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.4662