IZA NO FIDIANAREO AMINI'ITY FIFIDIANANA ITY?

1. AMIG0 ( 06/05/2013 02:20)
Mba samy manana ny safidiny ee ;)
novalian'i Nehemiah ny 10/05/2013 13:10
2. andrywui ( 06/05/2013 06:24)

Andry Rajoelina Nirina


.
3. andrywui ( 06/05/2013 06:26)
Mino ah mitovy fijery otran'io daholo isika mianakavy ato amn serasera ..
4. amig0 ( 06/05/2013 12:07)
AZA MIFIDY ANIO FA MANALABARAKA NY TANINDRAZANA
5. hadji ( 07/05/2013 13:01)

amig0:

AZA MIFIDY ANIO FA MANALABARAKA NY TANINDRAZANA
Fa maninona kosa hiazakazaka zao i andriuw hamaly an
6. andrywui ( 07/05/2013 22:50)
hadji )) efa namaly ah lesss io ambony io a !! innn tsony no hamaliako anzao oul efa nivika rehetra zao e !! mazava be io nenah


Andrinirina Rajoelina FIDIO
7. hadji ( 08/05/2013 12:10)

andrywui:

hadji )) efa namaly ah lesss io ambony io a !! innn tsony no hamaliako anzao oul efa nivika rehetra zao e !! mazava be io nenah


Andrinirina Rajoelina FIDIO

hifidy ihany ve tsy aleo olo kafa e
8. amig0 ( 09/05/2013 00:34)
Hadji: Tena marina io ho ho ho ho ho;-)
9. andrywui ( 09/05/2013 17:01)

ANDRINIRINA RAJOELINA FIDIANTSIKA ATO AMIN'NY SERASERA


.
10. moi ( 10/05/2013 08:39)
Azoko antoka fa tsy RAJOEL sady tsy RAVAL ny ahy ! hamantatra ireo olom-baovao reo za, dia ho hitako eo.
11. andrywui ( 10/05/2013 08:49)
Proposé ko iray ary i moi !! Patrick Raharimananana vitatsika !!! Aona io ??; ihinana sa iandry laoka
12. moi ( 10/05/2013 10:05)
lazalazao ny ingrédients nanaovana izany Patrick izany, ho hita raha hi-commande za na tsia ! fa misy commande hafa mantsy efa alefako any ho any ! za ve adala no tsy haka zay tsara e !
13. bazylou ( 10/05/2013 12:37)
ka le olom baovao ry baina efa hita aa. Hita le minisitra tsy mety miala ireo nefa kandibavy.

beuuurrrk

vive tgv
14. Nehemiah ( 10/05/2013 13:10)
Tsy dia fombako loatra ny midikiditra @ resaka pôlitika satria manirikiry, kanefa niteny i Onitiana Realy t@'indray mandeha izay hoe tsy ho tafarina mihitsy i Gasikara raha tsy Andriamanitra mihitsy no atao filoham-pirenena
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1901