antso ho an'ny mikirakira sera

1. vonynive ( 28/05/2013 12:13)
miarahaba,
manana andraikitra isika mpanakanto na feo na soratra, na sary , ny mpanao gazety sy blogeur hampita sy hitondra hafatra tsara ho an'ny mpiarabelona sy ny taranaka. koa araraoty ny talenta nomen'Andriamanitra mba hanaovantsoa.
misongadina indrindra @ ireo ny mpihira izay malaky kokoa ny fampitany hafatra ary mora azon'ny mpihaino
mahereza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3879