progesterone

1. nikah ( 17/05/2013 08:32)
Hono hoah azafady mba saika hanotany zay mahalala,Azo atao v ny manao progesterone 500mg injectable sahady am 1er mois de grossesse?????Misaotra mialoha
répondu par 5laody le 21/05/2013 16:46
2. 5laody ( 21/05/2013 16:46)
Salama,

Dokoteranao efa mahafantatra anao tsara angamba vao afaka hamaly an'io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.153