Conclave :Botozaza P, Mamy R, Hanitra R : Matahoatra an'i Ra8 sa mihatsaraivelatsihy ?
1. ethan156
(
04/06/2013 09:05)
Tao @ konklavy no nandrosoan'ireto ny hevitra hoe manina raha soloina ny kandidà nefa zareo ndray no tsy nety nanao sonia rehefa raikitra tokoa !!
2. locl
(
04/06/2013 10:50)
Fa inona no pouvoir an'ireo olona milaza mpampivory e! dia mba inona no dikan'izay sy ny lanjany taratasy nosoniavina tao? Tsy misy soloina izany ny kandida fa à prendre ou à laisser ny élection.
3. silver5
(
04/06/2013 11:37)
Zay pouvoir an'ireo tsy haiko!! fa tokony mitana hevitra kosa rehefa mandroso hevitra e!! Manjary lasa na ny teny nomena ary tsy voatana koa avy eo!!
4. pisoonja
(
04/06/2013 13:55)
zay ny olana eto Mada, miteniteny foana dia avy eo tsy manatanteraka ny teniny akory, manao ny malagasy ho vendrana ka mahasosotra
5. hery
(
05/06/2013 08:52)
Matoa tsy nanasonia an'ilay petra-kevitra izy dia tsy izy no nandroso an'ilay hevitra ary rariny raha tsy ekeny.
Ny an'ny sasany efa soniavina izao ary petrakevitra iraisam-pirenena mihitsy (Moputo, Addis-Abeba sns)... nefa mbola lavina ihany.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.2683