Miala pà fa sao dia tratra farany eo ndray , mbola mitady hiverina @ fanaony taloha io e, efa soavaly maty mantsy ny DJ, dia hilaza ndray fa tsy teto an-toerana izy t@ ora sy fotoana
Ireny no nivarotra ny orinasa malagasy maro no an'ny frantsay tamin'izy filoham-pirenena e. Lasan'ny frantsay daholo ny banky rehetra teto Madagasikara.
Fa ilay hoe "tsy tia vazaha" aloha tena efficace indraindray. Manadio saina