Ratsirahonana à Paris : il y est allé la veille de la sanction !!

1. Mendler ( 11/06/2013 09:00)
c'est pas lui qui disait hoe "tsy tia vazaha" pourtant inona ny ataony any ?
répondu par sitlo le 11/06/2013 16:36
2. pisoonja ( 11/06/2013 09:42)
Miala pà fa sao dia tratra farany eo ndray , mbola mitady hiverina @ fanaony taloha io e, efa soavaly maty mantsy ny DJ, dia hilaza ndray fa tsy teto an-toerana izy t@ ora sy fotoana
3. sitlo ( 11/06/2013 16:36)
Ireny no nivarotra ny orinasa malagasy maro no an'ny frantsay tamin'izy filoham-pirenena e. Lasan'ny frantsay daholo ny banky rehetra teto Madagasikara.

Fa ilay hoe "tsy tia vazaha" aloha tena efficace indraindray. Manadio saina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3463