Raha ny hevitrareo, tokony inona no imasoana voalohany eto @ firenena @ izao ?
1. rirami
(
28/06/2013 12:01)
Inona no tena tokony jerena sy tanterahana voalohany ???Ny fifidianana filoham-pirenena sa ny fialan'i rajoelina sa ny "législatives" ?
Vahaolana tokoa ve ny tsy firotsahan'izy 3 raha misy tokoa ny fialany ???

novalian'i sampnamana ny 10/07/2013 19:56
2. margrity
(
28/06/2013 12:15)
Ny famonoana ireo mpanao politika fantatra fa ratsy no tokony imasoana voalohany. Raha tsy izany dia hiady seza eo foana ireo.
Ireo ange ka tsy manana asa sady tsy tia miasa e. Ny heriponao fotsiny no ivelomany nefa ny fiainanao sy ny firenena iray manontolo osihoseny otry ny in

3. Anjianoro
(
28/06/2013 12:21)
margrity:
Ny famonoana ireo mpanao politika fantatra fa ratsy no tokony imasoana voalohany. Raha tsy izany dia hiady seza eo foana ireo.
Ireo ange ka tsy manana asa sady tsy tia miasa e. Ny heriponao fotsiny no ivelomany nefa ny fiainanao sy ny firenena iray manontolo osihoseny otry ny in
Ka izay ilay hoe mila olom-baovao ny firenena !! Fijery vaovao !! Rafitra vaovao !! Fa na izany aza amin'ireo kandidà hafa ireo hitako misy mety ho tafita ihany !! Ireo 3 ireo aloha dia efa tsy heritreretiko intsony ny momba azy !! Ampy zay !!!
4. margrity
(
28/06/2013 12:42)
Ka na raisina aza hoe nisy olom-baovao tonga eo. Dia hiady hiara-hiasa amin'iny daholo no tanjon'ny mpanao politika mpitady vola. Mba ataovy minisitra e, mba ataovy direkteran'izao sy itsy e... mangataka seza sy ranondranony daholo. Nefa avy eo manodikodim-bola amina miliara.
Dia raha tsy voaray amin'izany dia manakorotana sy miandry kakay. Dia Ratsiraka mihitsy no atao fitaratra.
Fa ry Anjianoro, vao ny forum etsy ambany fotsiny no jerena dia efa fantatra fa anisan'izany ianao. Io Hajo Andrianainarivelo ankalazainao io dia mitovy lahatra am TGV ihany.

5. pisoonja
(
28/06/2013 13:08)
ny olana eto @ firenena tsy olona , fa ny firenena ao ambadika , efa mazava otran'ny karatry naivo izao fa i Hajo no handresy @ fifidianana stria izy no imatimatesan'ny frantsay @ izao , tadidio anefa fa raha lany eo i Hajo @ iny avonavonany iny , de vao maika potika a 99% ny firenena raha potika 95% izy t@ andron'ANR, efa mivarotra tanindrazana anie i Hajo ankehitriny e, i Madagascar @ izay ho an'ny Frantsay , miverina t@ Tsiranana io e
6. Anjianoro
(
28/06/2013 13:43)
margrity:
Ka na raisina aza hoe nisy olom-baovao tonga eo. Dia hiady hiara-hiasa amin'iny daholo no tanjon'ny mpanao politika mpitady vola. Mba ataovy minisitra e, mba ataovy direkteran'izao sy itsy e... mangataka seza sy ranondranony daholo. Nefa avy eo manodikodim-bola amina miliara.
Dia raha tsy voaray amin'izany dia manakorotana sy miandry kakay. Dia Ratsiraka mihitsy no atao fitaratra.
Fa ry Anjianoro, vao ny forum etsy ambany fotsiny no jerena dia efa fantatra fa anisan'izany ianao. Io Hajo Andrianainarivelo ankalazainao io dia mitovy lahatra am TGV ihany.
Samy manana ny heviny tokoa !! Izaho aloha tsy mahay politika ka fomba fijery amin'ny maha olon-tsotra ahy ihany no lazaiko!! Raha ny ahy tsy handà ahy hoe "Pour" an'i Hajo aho!! Tsy misy laviko ny rehetra vitany hatramin'izay!! Misy tsy mety tokoa kanefa ny olona mi-"assume" mahafinaritra ahy !! Ataoko amin'ny teny vahiny hoe : "Lui, c'est un homme qui apprend de ses erreurs " !! Tsy niteny izany akory izy fa tamin'ny fihetsiny sy ny zavatra ataony ankehitriny no natsapako izany !! Ary izay no anisan'ny nialany tsy hiaraka amin'i Rajoelina intsony!! Ekeko fa mety ho tara tara ihany , fa tonga saina izy fa misy tsy mety ato dia izay no mahafinaritra ahy !! Ohatran'ilay olona niverina any amin'ny lalana marina !!
Fa io safidy ihany no mitondra an'io e !!!
7. pisoonja
(
28/06/2013 13:57)
izay mihitsy ny mahavoa antsika malagasy, efa tao à R8 anie i Hajo e, namadika palitao fotsiny dia niditra t@ ANR dia nanangom-bola dia mody mandamina sns...lol! efa maloto reny aminay , raha tena olo-marina izy tsy niditra akory tao @ fitondran'ANR tao fa niala
8. margrity
(
28/06/2013 23:02)
Taloha na ny mpanjaka aza nisy namono rehefa nivarotra tanindrazana, kolotsaina gasy tsara mihitsy ny mamono ny mpanao ratsy
Jereo ireny tsy nalaza intsony ny dahalo rehefa nazain'ny fokonolona. Fa tam mbola miaramila sy gendarme, imemezany fotsiny

9. margrity
(
28/06/2013 23:04)
Na ny frantsay aza nanao an'izany tamin'izy niady ny fahaleovantena. Iza moa no niadivany? Ireo mpitondra sy mpanao politika frantsay tamin'izany ihany
10. hadji
(
29/06/2013 06:35)
ny eto amintsika ange ny antoko no fidiana fa tsy ilay olona e ny toe-tsaintsika vahoaka mihitsy no mila ovaina maika fa tsy hiaino ny vavan'ny mpanao politika na hijery ny antokony
11. rirami
(
29/06/2013 08:47)
Mijereva forum etsy ambany !!Mitovy hevitra amin'i Anjianoro aho !! Izaho manohana an'i Hajo koa !!
Iza no milaza aminao fa imatimatesan'ny frantsay kosa izy e?? Fa ngah izy raha makany dia hoe zay zany ??? Ary mba manana porofo amin'izany mivarotra tanindrazana izany ve ianao ?? Enjana ihany mantsy izany fanendrinkendrenao izany !!! Raha manana porofo amin'izany ianao avoay !!!Dia amin'izay aho miova hevitra !!! Dia aza miteny na mamaly koa hoe tsy mila porofo izany fa mazava be , mora takatra izany sns ... misaina tsara ...!!! Raha izay no valinao dia aza mamaly !! Satria tsy aharesy lahatra ahy izany !!!

12. pisoonja
(
29/06/2013 08:55)
tsy misy olona manendrikendrika eto tena manana porofo mihitsy matoa milaza an'izany, oadray !aza tezitra enao fa izao sahady ve dia tsy mahazaka demokrasia, mbola aiza izany ?
13. rirami
(
29/06/2013 10:50)
pisoonja:
tsy misy olona manendrikendrika eto tena manana porofo mihitsy matoa milaza an'izany, oadray !aza tezitra enao fa izao sahady ve dia tsy mahazaka demokrasia, mbola aiza izany ?
Rehefa tsy mahita tenenina anie dia ny demokrasia foana no lazaina fa tsy zaka e !!! Lol !!! Disc efa goka izany !!!
Avoay eto ary ilay porofo e !!!
Tsy "liens " fa document atao raha mety !!!
Merciiii!!
Zah koa mba tsy te ho diso safidy tsinona !!!
14. margrity
(
29/06/2013 13:37)
Iza moa no manisitsisika demokrasia eo raha tsy Anjianoro ihany? sady isaky rirami ve no mitondra dinika ka valina dia Anjianoro no mamaly? zany v tsy mampiady angerikary?
Tst misy dinika hafa valinareo roa fa izay taritinareo iany, sady mitovy ihany fa mody avadika ftsn.
Manaratsy an'izy telo dia mideradera an'i Hajo.
Nefa ilay fideraderana tsy misy votoatiny akory fa resaka fampantenana, samy manana ny safidiny...
Hajo sy TGV wa mitovy iany. Samy nandrava an'i Madagasikara. Samy miseho mampanantena fanamboarana.
Tsy misy mirevy an'ireo. Avoay ze mampilay azy faza atao hoe tsy hitako ze maharatsy. Izy v hiteny hoe misy tey ny...?

15. margrity
(
29/06/2013 13:41)
Efa nahita an TGV sy Hajo v lesany niteny hoe hodoratsika ny RNM? Nefa jereo ny vokany
In koa no porofo mbola tedavinla?
In koa no porofo mbola tedavinla?
16. rirami
(
30/06/2013 08:06)
rirami:
pisoonja:
tsy misy olona manendrikendrika eto tena manana porofo mihitsy matoa milaza an'izany, oadray !aza tezitra enao fa izao sahady ve dia tsy mahazaka demokrasia, mbola aiza izany ?
Rehefa tsy mahita tenenina anie dia ny demokrasia foana no lazaina fa tsy zaka e !!! Lol !!! Disc efa goka izany !!!
Avoay eto ary ilay porofo e !!!
Tsy "liens " fa document atao raha mety !!!
Merciiii!!
Zah koa mba tsy te ho diso safidy tsinona !!!
Odray zah ngah nanery an'i Anjianoro hoe manorata ato amin'i "sujet" ako ianao !!
Ianao aza mampihomehy fa tsy nisy nifaraka taminy teo an!! Izy fotsiny no te hitovy hevitra amiko eo !!! Tsy misy any zany hoe i hajo zany ihany no TGV , sa ohatrany hoe i dada ihany no neny ve? dia avy eo mamoaka indray hoe tsy misy idran'i dada i neny, i neny mitondra i dada mitantana TIKO , samy hafa ny olona tonga saina sy ny tsy tonga saina an, misy ny miova sy ny tsy miova ! rehefa tsy te hino ianao dia zay izany !! akory atao !! raha tsy mino ianao hoe hiova madagasikara tsy hiova mihintsy madagasikara !! Dia ianao ihany io!! Safidy daholo ny eto amin'ity fiainana ity !! Raha te hino fiovana ahy dia ahy izany !! Eto i hajo ny safidiko , resy lahatra ahy dia ampy izay !! Ianao no tsy te ahita lavitra sy handalina tsara ny momban'azy any !!!
18. pisoonja
(
02/07/2013 07:07)
Safidy marina ny fiainana , aza manery olona @ safidiny ary e! , tsy mamely oa io, sady iny avonavony iny, olona otran'ireny ve no hitondra firenena ?, mazava be fa frantsay izy , tsy hanome porofo anao aho satria efa nilentika ao an-tsainao ny fitiavana azy fa i Rina Rakotomanga = Frantsay , sa ianao mbola te handevozin'ny frantsay lava foana , mieritrereta !
19. sampnamana
(
10/07/2013 19:56)
Za lo mahita hoe ny tokony imasoana voalohany eto @ firenena dia ny FANAMAFISANA TSASRA FA MAHALEO TENA MADAGASIKARA fa ts tsabatsabaan zao firenena rehetr zay zavtr kasaina atao rehtr!
tena azo lazaina mihintsy aza fa ny any ivelany no mitantana ny firenentsika, zé tianzareo iany io é! jereo angé ty fifidianan é! iza no mandidy? ny CENIT sa ny SADC sa ny UE sa ny USA sa ny FRANTSA sa ny UA sa ny TONDROZOTRA sa ny CES sa iza???? ary ny CENIT v aiza marn no tena maka hevitra? iza marn no tena mandidy azy? RAKOTO v sa RABE? sa za sa enao? TSIA! ôtrn ts gasy kory ary ntena mandidy anzany CENIT zany! satria ra gasy v no mandidy anzany tsefa t@ 2taona no vita ny fifidianana satria mb té iala @zany krizy zany koa izy ko! In nrarahiny ireo firenena matanjaka ny zé crizy aty @nao, ts vômay aza maptombo ny harenany zany?!