H.R.S.

1. H.R.S. ( 28/06/2013 11:33)
ny manana fahasembanana sy ny fitiavana
novalian'i Isabella ny 10/10/2013 12:22
2. H.R.S. ( 28/06/2013 11:39)
amiko aloha de tsywe tsara izy de tiko fa ny mifanohitra amin'izay angamba; d tiko koa izay tiia ahy.
H.R.S.:

ny manana fahasembanana sy ny fitiavana
3. booboo ( 28/06/2013 12:19)
gné ?
4. pisoonja ( 28/06/2013 12:53)
Tsy azoko anie ny lohahevitrao HRS e, inona ny tianao hanontaniana , satria sembana ve izy de tianao sa ahoana?
5. H.R.S. ( 13/09/2013 05:59)
izao le isy e§ izaho miresaka aminao no manana fahasembanana ka mba te hanana olona valide. Efa nisy ihiany tamin'izay mbola mpianatry ny l.c. fa nampirafesiny aho de te haka vaovao indray

pisoonja:

Tsy azoko anie ny lohahevitrao HRS e, inona ny tianao hanontaniana , satria sembana ve izy de tianao sa ahoana?
6. Isabella ( 10/10/2013 12:22)
za ko tsy dia mahazo lé HRS :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4591