manana double face v?

1. harysoa ( 27/06/2013 12:29)
Mila vonjy mafy aho, fa mba toroy hevitra. Manambady aho, ato an-trano izy tena mampiseho fitiavana be, manoroka eo @andrina, attentioné @zavatra rehetra...!tsy fananiko nefa fa sedra napiasa ny ordiany za drai hariva fa tsy nahazo connexion ni ordi ako. handeh hijery fb ako za @io, no hitako teo @lai fanoratana compte ny mot de passeny fb. Taitra be za, hoy aho hoe, hosokafako v ny fbani sa? d ra tsy misy kisedrasedra, mety misy antony v ra itako iny??? Nosokafako lai izy. Nandeha ny fotoana , itako miresaka @namany vevavy izy ao, tena fanehoana fitiavana dol resaka hifanaovany. oh: aza matahotra fa mahatsiaro anao foana aho", "na dia alavitra ahy aza hianao dia ato am-poko". Maratra hatrany foko mamaky ireny. Tsy te hijery tsoun aho nefa tsy milamina ny saiko. Tiako aboraka aminy nefa matahotra aho sao tezitra izy na vao maika izy hanao ny ataony. Inona ary no ataoko ?? Ho ambarako aminy ve? mba hitsaharany resaka ataony @reo vevavy hoe namany.mba tolory hevitra azafady, aona ny ataoko mba hitiavany ny ahy?
2. anjali ( 27/06/2013 12:55)
Bjr, raha izaho no teo @ toeranao ametrahako fanontaniana izy mikasika an'izay heveriny momba ireny resaka ifanaovana @ fb ireny.
Oh hoe mba ahoana ny fomba fijerinao an'ireny olona efa manambady ireny nefa mifampitory fitiavana @ fb?
Na maro ireo lehilahy manambady nefa mbola mitory fitiavana @ vehivavy ao @ fb, ahoana ny fomba fijerinao ireny?
Dia arakaraky ny valinteniny no ahitanao izay antony anaovany izany.
3. 5laody ( 27/06/2013 13:46)
bjr,

Mety revirevy platonique fotsiny ilay izy. Somary mila tact ny miresaka aminy an'io satria izy hoe manana motif ilany vanona aminao koa izy hoe ahoana no nahatongavanao tao amin'ny fb-ny.

fanontaniana tsy fantatro raha mahadiso: hitanao hoe mifamaly tsara ve aloha ilay lazainao hoe attention-ny aminao, sao tsy mahazo valiny aminao izy dia mitady "attention" any an-kafa?
mety ho izay fotsiny.

4. Emura ( 27/06/2013 18:55)
Bonsoir
Manana double face izy ! za aloha olona mitovy amin'ny vadinao fa taty aorina za tonga saina ihany ! Ny fihetsiky vadiko no nampiova ahy satria fantany angamba ny zavatra nataoko tao amin'ny facebook-ko , dia tsy mba niteny mints izy fa nataony daholo izay zavatra mety mahafaly ahy rehetra dia niova ihany za ! Tsy miteny aho hoe aza manontany azy fa vakio daholo izay rehetra mety mahaliana azy amin'ny vehivay hafa de ataovy ra vitanao sy izay mety aminao ! fa hiova ihany izy !
5. Dreamlover14 ( 28/06/2013 06:16)
harysoa:

!tsy fananiko nefa fa sedra napiasa ny ordiany za drai hariva fa tsy nahazo connexion ni ordi ako. handeh hijery fb ako za @io, no hitako teo @lai fanoratana compte ny mot de passeny fb. Taitra be za, hoy aho hoe, hosokafako v ny fbani sa? d ra tsy misy kisedrasedra, mety misy antony v ra itako iny??? Nosokafako lai izy.

Misy lesona roa azonao tsoahina amin'io :
1- ny olona anankiray dia samy manana ny jardin sexret-ny izay tsy hotantarainy amin'iza na amin'iza ka ny fidiranao amin'io jardin secret io dia mety hanimba zavatra eo @ fifandraisanao aminy. Azoko antoka fa ianao koa manana ny jardin secret-nao izay tsy tianao zaraina na amin'iz ana min'iza. ==> Aza idirana ny jardin secret-nolona na dia hitanao tsinahy aza ny lakile-ny.

2- afaka handinihanao tena koa izay zavatra tazanao tao @ FB-ny hoe sao dia misy antony avy aminao tokoa , araka ny tenin'ilay namana eo ambony io, nahatonga azy hitady any ivelany ? Asa tsy haiko. Ianao ve, ankoatran'ny orokoroka fanaony aminao, manao toy izany aminy koa spontanément ? Ianao ve olona azony tenenina rehefa misy ny tsy mety ataonao ? sa le karazan'olona tsy manaiky diso sy tsy manaiky resy na inona na inona tranga misy sy hevitra tsy mitovy eo amin'ny mpivady ? Etc....

Lehilahy aho no miteny aminao sy milaza aminao fa manambady ary manao sipa(s) ponctuels ivelan'ny tokantrano satria ireo toetra ratsy ireo no iainako aman-taonany maro sy anton'ny fifandiranay isak'izay misy hevitra tsy mitovy. Misy ny fandeferana (aty amiko) fa tsy misy ny fifandeferana @ tranga toy izany. Efa ela no niala nenina nananatra azy ampilaminana @ fotoana milamina tsy lmaha kizitina azy saingy io fotoana fananarako azy io indray no miainga ho fototry ny olana amin'ny manaraka et "ainsi de suite" hoy ny vazaha.

Dia mazotoa ary mahereza
6. yen1365 ( 28/06/2013 06:37)

Dreamlover14:

Hitanao raha mbola hitanao hoe resaka virtuel otrizany aza de ivakiana loha loatra, marina fa mety mamparary saina be ny mieritreritra azy fa reseo toy ny tsy misy.Raha amin'ny hevitro manokana aloha dia aleo mody tsy fantatra any satria mety ho avadiny zavatra hafa eo araka ilay efa noeritreretinao ilay izy, mety vao maika ampasika azy ihany koa, fa raha mbola hitanao hoe tianao izy de aza rarahina fa fombanay lehilahy matsy no mampiresaka ao @ io facebook io ndray2 e, nefa de mampiresaka fehizay fotsiny fa tsy hoe iny tokoa lasa mandany fotoana any, na lasa miaraka aminy. Mba mampiresaka ko indray2 e.Mety ho tezitra ihany koa izy hoe tsy mahalala fomba ianao fa manina no mikarokaroka ny fb-ny na ny mail-ny, de manjary lasa mivadika ho tsy fifampitokisana ngezabe izay.
7. pisoonja ( 28/06/2013 08:34)
Amiko aloha ny fanambadiana dia voasoratra fa ho nofo iray ihany izy roroa , izaho manoratra aminareo io zao dia mail ny vadiko sy fb n'ny vadiko no ampisaiko , tsy tokony hisy jardin secret izany entre ny mpivady fa ny zvtr rehetra dia tokony hifampizarana avokoa, tsy hitako ny sakana tsy hitantaranao aminy ny marina rehetra, avelao ho fantany fa ianao koa mi s'inquité ny fitiavanareo roa, marque ahatsapany izany fa misy valeur izy eo anatrehanao ka tsy maintsy saro-piaro ianao que ce soit virtuel ou réel, nefa ianao tsy tokony hiady aminy fa mitadiava fotoana @ ilay andro mahafaly azy iny dia mpidiro @ sangisangy ny resaka , tsara kokoa raha mazava ny sainao fa @ isao fotoana tsy anananao valiny izao mitebiteby ianao, sao sanatria lasa manaonao foana koa ianao , tsy misy otran'ny fifampiresahana , fa teneno aminy ny tebitebinao
8. jobiely ( 28/06/2013 09:11)
Za dia miombon- kevitra tanteraka @ pissonja, za koa efa sendra toa anao izao, hitako tao @ fb an vadiko ny fikotikotiny sipa tao, vao tonga tany an- trano ihany aho ny hariva dia noteneniko izy, tsy tamin- katezerana na t@ kizintinana fa noteneniko sangisangy, rehefa izy ilay mitoritory fitiavana tamiko iny dia mody nolazaiko hoe " za ary tady atakalonao sipa ao @ fb ko", d oziz oe atakaloko aona ?, d novaliako hoe itako nge reny chericheri anareo sy... ( lé anaranlé sipa ao @ fb) reny e, tonga dia tankina ny vavany satria tsy nampoiziny, tsy niteny tsony izy fa nieritreritra be, d ozia hoe tena marina ve reny ?, d oziz oe mba redirediko fotsiny reny ry neny fa azafady an, d ozia hoe tandremo ary fa ny rediredy ihany no lasa tena izy an, d nanome toky be dia be anà teo izy, izy koa aloha ao an-trano itako hoe tia anay sy ny zanako dia tsy norarahiako fa dia ninoako ilay teniny hoe rediredy tokoa izany. Hatram zao aloha za dia mbola tsy nahita porofo na t@ fihetsika na t@ fiteny hoe tena sipany marina lé tao @ fb e. Enao no mahafantatra ny toetran' ny vadinao fa raha izaho manokana aloha dia teneniko izy e, @zay afaka ny tebitebin- tsaina sady mety tsy sipany zany koa io fa mba manala azy fotsiny izy e, jereo @ reny bandy miresaka aminao sur fb sy karajia ireny e, milaza ho tia anao daholo vao miresaka in 1 fotsiny lool.
9. tanimamiko ( 25/07/2013 14:41)

http://www.koolsaina.com/nouvelles_madagascar/uploads/Herve_Aina.jpg

Un couple homosexuel malgache prêt à se marier

Aina et Hervé, un couple homosexuel malgache habitant à Strasbourg, veulent se marier. Les deux hommes, respectivement âgés de 28 et 42 ans, sont prêts à sauter le pas après la validation de la loi sur le mariage pour tous. Ayant eu du mal à vivre leur homosexualité au grand jour à Madagascar, les deux hommes ont décidé de construire leur vie en France, loin de la pression sociale.

« Pour les familles, c’est le qu’en-dira-t-on qui inquiète. Dans la capitale, là où nous vivions, tout le monde se connait. Hervé et moi venons de grandes familles assez puissantes sur l’île et il ne faut pas salir la réputation du nom. Et finalement, on subit tellement de pression de la part de nos proches qu’il est difficile d’élever la voix » explique Aina.

« Il y a plein de questions qu’on se pose encore par rapport à notre mariage. Sera-t-il grand avec tous les amis et les membres de La Station, ou un petit mariage discret ? Faudra-t-il l’annoncer à la famille ? » rétorque Hervé.

Après le mariage, Hervé aimerait, dans l’idéal, adopter un enfant malgache mais Aina ne se sent pas encore prêt. A suivre...

Un couple homosexuel malgache prêt à se marier

Aina et Hervé, un couple homosexuel malgache habitant à Strasbourg, veulent se marier. Les deux hommes, respectivement âgés de 28 et 42 ans, sont prêts à sauter le pas après la validation de la loi sur le mariage pour tous. Ayant eu du mal à vivre leur homosexualité au grand jour à Madagascar, les deux hommes ont décidé de construire leur vie en France, loin de la pression sociale.

« Pour les familles, c’est le qu’en-dira-t-on qui inquiète. Dans la capitale, là où nous vivions, tout le monde se connait. Hervé et moi venons de grandes familles assez puissantes sur l’île et il ne faut pas salir la réputation du nom. Et finalement, on subit tellement de pression de la part de nos proches qu’il est difficile d’élever la voix » explique Aina.

« Il y a plein de questions qu’on se pose encore par rapport à notre mariage. Sera-t-il grand avec tous les amis et les membres de La Station, ou un petit mariage discret ? Faudra-t-il l’annoncer à la famille ? » rétorque Hervé.

Après le mariage, Hervé aimerait, dans l’idéal, adopter un enfant malgache mais Aina ne se sent pas encore prêt. A suivre...

Dreamlover14:

harysoa:

!tsy fananiko nefa fa sedra napiasa ny ordiany za drai hariva fa tsy nahazo connexion ni ordi ako. handeh hijery fb ako za @io, no hitako teo @lai fanoratana compte ny mot de passeny fb. Taitra be za, hoy aho hoe, hosokafako v ny fbani sa? d ra tsy misy kisedrasedra, mety misy antony v ra itako iny??? Nosokafako lai izy.

Misy lesona roa azonao tsoahina amin'io :
1- ny olona anankiray dia samy manana ny jardin sexret-ny izay tsy hotantarainy amin'iza na amin'iza ka ny fidiranao amin'io jardin secret io dia mety hanimba zavatra eo @ fifandraisanao aminy. Azoko antoka fa ianao koa manana ny jardin secret-nao izay tsy tianao zaraina na amin'iz ana min'iza. ==> Aza idirana ny jardin secret-nolona na dia hitanao tsinahy aza ny lakile-ny.

2- afaka handinihanao tena koa izay zavatra tazanao tao @ FB-ny hoe sao dia misy antony avy aminao tokoa , araka ny tenin'ilay namana eo ambony io, nahatonga azy hitady any ivelany ? Asa tsy haiko. Ianao ve, ankoatran'ny orokoroka fanaony aminao, manao toy izany aminy koa spontanément ? Ianao ve olona azony tenenina rehefa misy ny tsy mety ataonao ? sa le karazan'olona tsy manaiky diso sy tsy manaiky resy na inona na inona tranga misy sy hevitra tsy mitovy eo amin'ny mpivady ? Etc....

Lehilahy aho no miteny aminao sy milaza aminao fa manambady ary manao sipa(s) ponctuels ivelan'ny tokantrano satria ireo toetra ratsy ireo no iainako aman-taonany maro sy anton'ny fifandiranay isak'izay misy hevitra tsy mitovy. Misy ny fandeferana (aty amiko) fa tsy misy ny fifandeferana @ tranga toy izany. Efa ela no niala nenina nananatra azy ampilaminana @ fotoana milamina tsy lmaha kizitina azy saingy io fotoana fananarako azy io indray no miainga ho fototry ny olana amin'ny manaraka et "ainsi de suite" hoy ny vazaha.

Dia mazotoa ary mahereza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1768