zaza tsy mety mipetraka

1. miorasitraka ( 02/07/2013 18:39)
Salama daholo reto an!
za dia zazavavy manambady, 26 taona, efa nanala zaza indrainmandé fa votery nasorina noho ny antony ara-pahasalamana,dia efa ho 7 volana zao no nitady zaza indray izahay fa tsy nety nisy nipetraka intsony, efa nankany am gynéco natao examen fa hoy izy hoe tsy misy probléme mitsy ny any anatiko any fa mety tsy mi ovulé volana maromaro angamba hoy izy fa ianao dia salama tsara, ary normal ono ny vehivavy raha misy fotoana tsy mi ovulé!
ka ny fanotaniko dia tsotra : marina ve reto zany hoe mety tsy mi ovulé ny vehivavy ao anatiny fotoana maromaro? sa dokotera matimbola fotsiny no nalehako?
Dia inona reto no ataoko?
Am le 20 juillet zao zahay naka rdv amnà gynéco hafa mba ahalalanay ny tena marina fa otrany tsy mitombona mitsy ny saina.
misaotra mialoha.
novalian'i randria67 ny 17/07/2013 17:54
2. booboo ( 03/07/2013 10:24)
ié, misy vhv tsy mi-ovuler kah, rehefa miviaka ny hormones noho ny antony marobe.
Isan'ny afaka ataonao mandra-paha, maka courbe de t° isa-maraina mandritra ny cycles 2 na 3, dia afaka entinao any @ gygy iny, no @ izay koa fantatrao tsara hoe firy andro tsara ny cycle-nao dia @ fotoana inona no tsara hi-crac crac boum boum nareo mivady. Mamita tsara ny deuil n'ilay vohoka voalohany raha mbola tsy nahavita. Mora tenenina fa sarotra tanterahina, mampitony ny saina sy ny vatana, tsy manisy pression be loatra fa isan'ny mampikorontana hormones ny stress ambony loatra.
@ ankapobeny hoy ny doko-ko mila 1 taona ny vatana hamerenana @ tokony ho izy ny ao anaty ao afarana FC na IMG na IVG. Be dia be mihitsy amintsika vehivavy rehefa @ ilay fotoana mi-lâcher prise iny any @ vacances ohatra, no mipetraka ilay zaza :-). Dia matokia fa ny zavatra rehetra miara-miasa ahasoa izay tianY e :-)
3. raclo ( 04/07/2013 20:43)
Tena Zay voalazanao de mitsy ary tsy apina ni tsy analana. Bon courage!
4. miorasitraka ( 04/07/2013 21:55)
misaotra am valinteny!
efa ho 4ans anie zay ry reto no nalana lé vohoka voalohany eh! d entre temps zaay tsy nitady zaza mitsy aloha fa vao 7 volana monja zao no tena niketrehanay azy.
efa nanao courbe temperature za, cycle 3 fa tsy nisy mitsy leo be za ny farany da najaniko, d naleoko mitsy naka rdv any am dokotera hafa fa tena matahotra aho.
5. booboo ( 08/07/2013 11:57)
Efa manakaiky ny 20 Juillet e. Mahazoa izay iriana :)
6. bichette ( 08/07/2013 13:43)
Misy olona otran'izany ka ! tsy mety bevohoka, dia rehefa ni patienter elaela dia tonga ihany ny vohoka, oui, matetika amin'n fotoana tsy ampozina araky ny voateny etsy ambony, amin'ny fotoanan'ny vacances ohatra marina mihitsy io ! angamba misy resaka "stress" koa ilay izy, mety stresser be angamba ianao momba an'io ka vao maika misy fiantraikany amin'ny fahasalamanao ilay izy !!! àsa aloha ! ahoana hoy ny dokotera ?
7. miorasitraka ( 08/07/2013 20:01)

bichette:

Misy olona otran'izany ka ! tsy mety bevohoka, dia rehefa ni patienter elaela dia tonga ihany ny vohoka, oui, matetika amin'n fotoana tsy ampozina araky ny voateny etsy ambony, amin'ny fotoanan'ny vacances ohatra marina mihitsy io ! angamba misy resaka "stress" koa ilay izy, mety stresser be angamba ianao momba an'io ka vao maika misy fiantraikany amin'ny fahasalamanao ilay izy !!! àsa aloha ! ahoana hoy ny dokotera ?

tena mety stressée be amnio vohoka tsy mety misy io tokoa angamba aho ka vo maika tsy mety misy mipetraka!
tany am dokotera voalohany alou , d hoy izy hoe normal daoly ny any anaty, 14e jour zah no nanao consultation fa tsy nahitana ovule na ny iray aza, fa hoy izy anefa hoe afaka mi ovulé tsara ianao madama fa mety tsy androany ny ovulation-anao angamba na mety tsy mi ovulé volana maromaro ianao fa ataovy aloha ity courbe température ty! (3 cycles)
vita ny 3 cycles mbola tsy nisy fona d zao tapakevitra ho any am dokotera zao ndray, dokotera hafa indray io ho aleanay io zay mba mahazo avis hafa
8. endriny ( 09/07/2013 05:55)

miorasitraka:

Salama daholo reto an!
za dia zazavavy manambady, 26 taona, efa nanala zaza indrainmandé fa votery nasorina noho ny antony ara-pahasalamana,dia efa ho 7 volana zao no nitady zaza indray izahay fa tsy nety nisy nipetraka intsony, efa nankany am gynéco natao examen fa hoy izy hoe tsy misy probléme mitsy ny any anatiko any fa mety tsy mi ovulé volana maromaro angamba hoy izy fa ianao dia salama tsara, ary normal ono ny vehivavy raha misy fotoana tsy mi ovulé!
ka ny fanotaniko dia tsotra : marina ve reto zany hoe mety tsy mi ovulé ny vehivavy ao anatiny fotoana maromaro? sa dokotera matimbola fotsiny no nalehako?
Dia inona reto no ataoko?
Am le 20 juillet zao zahay naka rdv amnà gynéco hafa mba ahalalanay ny tena marina fa otrany tsy mitombona mitsy ny saina.
misaotra mialoha.


Izao no lazaiko anao, mbola tanora ianao fa tsy olana io raha ny taonanao, fa aza dia maka lagy amin'ilay izy tsy mipetraka aloha ary aza mampiasa saina be amin'ilay hoe aiza ihany, fa ireo aza no lasa aretin-tsaina ho anao ka tsy mampitombona ny hormona eo aminao. Toro hevitra, maka aloha vakansa kely dia miala voly. Raha mpampianatra ianao na mpitsara dia miatoa aloha amin'ny asa raha azo atao.

Dia mirary ny soa sy ny tsara, hoy Tlahy Rabemanjara
9. randria67 ( 17/07/2013 17:54)

[quote=miorasitraka]
Salama daholo reto an!
za dia zazavavy manambady, 26 taona, efa nanala zaza indrainmandé fa votery nasorina noho ny antony ara-pahasalamana,dia efa ho 7 volana zao no nitady zaza indray izahay fa tsy nety nisy nipetraka intsony, efa nankany am gynéco natao examen fa hoy izy hoe tsy misy probléme mitsy ny any anatiko any fa mety tsy mi ovulé volana maromaro angamba hoy izy fa ianao dia salama tsara, ary normal ono ny vehivavy raha misy fotoana tsy mi ovulé!
ka ny fanotaniko dia tsotra : marina ve reto zany hoe mety tsy mi ovulé ny vehivavy ao anatiny fotoana maromaro? sa dokotera matimbola fotsiny no nalehako?
Dia inona reto no ataoko?
Am le 20 juillet zao zahay naka rdv amnà gynéco hafa mba ahalalanay ny tena marina fa otrany tsy mitombona mitsy ny saina.
misaotra mialoha.


Misy medecin officier ao @ cenhosoa, madehana ao fa mitovitovy @ vadiko fa nahazo ihany zahay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1719