inona no ataoa raha te-

1. pisoonja ( 28/06/2013 13:27)
Inona no atao raha te-
2. Alaina ( 29/06/2013 19:10)
tonga de man- na mi-
pisoonja:

Inona no atao raha te-
3. shannie ( 18/07/2013 05:11)
[quote=pisoonja]
Inona no atao raha te-

avy dia mividy pizza le vao mafana be, @ leh fromage mbola mitsonika be iny dia mihinana e, ao @ chez jenny milay rah eto bira. gastro lasa foza orana be.
4. randria67 ( 25/07/2013 08:26)

[quote=shannie]
[quote=pisoonja]
Inona no atao raha te-


Antsoy aho
5. pisoonja ( 25/07/2013 09:09)
efa hoe mividy pizza le vao mafana be asiana fromage f'angaha randria67 mivarotra pizza sa mahay pizza? no antsoina
6. shannie ( 25/07/2013 10:34)
[quote=randria67]

[quote=shannie]
[quote=pisoonja]
Inona no atao raha te-


Antsoy aho

Hahah! tsisy tokony iantsoana anao fa raha tia hividy pizza ho ahy sy i pisoonja ianao, avy dia afaka mividy ka. lol! ataovy le vao mafana tsara. afaka manao livraison ny mpanao pizza. :-p
7. Isabella ( 15/10/2013 08:45)
an'inn io?
8. vazivazo ( 20/06/2014 11:28)
fa mahatsiaro mangidihidy fatratra ngah njy ry pisoonja an, ato amin'ny serasera ange BDB n bandy afaka manala ilay TE eee, sa tsy izany ry zareo
9. mpisotrtoaka ( 30/06/2014 10:26)
za mangidihidy ao am lamosiko ao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.755