REHEFA ZAY DE TSISY MIALA EO RY AKAMA A

1. andrywui ( 28/06/2013 16:26)
aleo samy eto izany e sady avelao kou hiala any refa tsy hanao sy hanampy ny UI sy UA sy ny SADEC e reo kou ane mody mampifila eo e ,, otranle tam DADA nanongapanjakana tam 2002 iny zao le namorona reservistes namono olona iny de oe tsy hanampy anao ny ui ua sadec ue sns... nefa avy eo nanohana ihany ,, ka aleo president rajoelina entitsika ny baolina fa ela e !! ze nanota sy namono olona teto amn firenena fotsiny no aza avela hiditra de lasa zao ,, vita io




novalian'i hadji ny 29/06/2013 06:04
2. andrywui ( 28/06/2013 16:27)
tonga milelaka miadana eo foana reo fa ny menace no betsaka ,, alefaso ny fifidianana rehetra fa efa zatra dona tsika e
3. hadji ( 29/06/2013 06:04)
io nday elah fa be tabataba
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3307