Liste des messages

Liste des messages, inserés par maya26, par ordre de date
maya26 ( 08/08/2013 08:26)
Mitady mpivarotra huile de pepin de pamplemousse
Miarahaba antsik rehetra. Ra mba mis mahafantatra mpivarotra [i][u]huile de pepin de pamplemousse[/u][/i] re nareo tompok d mba ilazao aho f tena zavadehibe no ilako az noho n aretin amahazo ahy. Any ... suite
répondu par tiris8786 le 13/04/2015 17:19
maya26 ( 02/08/2013 14:11)
ratsatongotra tsy mahazaka hatsika
Bjr daholo, Tsy haiko na misy efa tratran'ity aretina hafahafa ity ianareo, rehefa ririnina otran'izao d ts mahazaka hatsik n ratsatongotra d mivonto sy mangidihidy, rehefa voaterin'ny kiraro d marar... suite
répondu par maya26 le 09/09/2013 06:23
maya26 ( 30/07/2013 12:44)
mila hevitra fitantanana camion miasa
Miarahaba atsika rehetra. Saika mba mila hevitra kely aho hoe aona kay ny fomba atao fa tena tsy mampidibola mihitsy ilay camion anay miasa mitatitra entana any amin'ny faritra. Lanin'ny saofera sy ny... suite
répondu par tiris8786 le 26/05/2015 19:01
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0537