Mitady mpivarotra huile de pepin de pamplemousse

1. maya26 ( 08/08/2013 08:26)
Miarahaba antsik rehetra.
Ra mba mis mahafantatra mpivarotra huile de pepin de pamplemousse re nareo tompok d mba ilazao aho f tena zavadehibe no ilako az noho n aretin amahazo ahy. Any frantsa hono betsaka n mivarotra azy io f eto madagasikara ts mahita mints aho, homeopharma otran ts manana.
Ra misy ho any ivelany ary ka afaka mitondra ho anah d isaorako mialoha
répondu par tiris8786 le 13/04/2015 17:19
2. booboo ( 08/08/2013 21:17)
Mety misy HE afaka mahasolo an'io angamba, araka² ilay "aretina", haiko fotsiny hoe anti-bactérien isan'ny matanjaka ny huile de pépin de pamplemousse. Sitràna soa.
3. maya26 ( 09/08/2013 06:20)

booboo:

Mety misy HE afaka mahasolo an'io angamba, araka² ilay "aretina", haiko fotsiny hoe anti-bactérien isan'ny matanjaka ny huile de pépin de pamplemousse. Sitràna soa.


Bjr,
Misaotra amin'ny firarintso, aiza aho no tokony manantona araka n hevitrao?sa enao v mahalala n mombamomb n huile essntiell d afaka manoro ahy?
merci
4. booboo ( 09/08/2013 18:37)
Mampiasa HE tokoa zà @ andavan'andro, fa ny tsara indrindra manatona doko any @ homéopharma (io ihany no fantako tsinona resaka HE any M/car fa mety misy hafa angamba, na doko généraliste koa). Saro-pady ny HE ka sao tsy mifandraika @ toe-batanao sy ny ohatra² izany akory izay HE hatoroko anao hihihi, lasa mpamosavy indray zà @ izay hihihihi.
5. endriny ( 16/08/2013 05:38)
mhhhh, tena mba variana indray aho, satria noheveriko fa manimba ny aty ny menaka avy amin'ny voamboasary, ao anatiny ny pamplemousse
6. tiris8786 ( 13/04/2015 17:19)
mety tsy misy an'io any Dago fa na aty ivelany aza dia toa ireny boutique spécialisée ireny no ahitana azy. jereo marina ny HE fa ireo manana betsaka isika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.445