Popetin'dada i neny?
1. ralalason
(
27/08/2013 12:15)
Kilalao saribakolin'i dada hono lalao ozy ny 54% ny olona!
novalian'i Dreamlover14 ny 28/08/2013 13:34
2. tinai
(
27/08/2013 12:19)
zah mahita ihany hoe normal be izy raha anaraka ny tenim-badiny; fa raha iz kosa aloha no hitantana ny firenena dia laviko tanteraka !
ny antony , tsy manana traikefa amin'ny resaka fitantana ny raharaham-pirenena izany izy raha ny fahitako azy
3. spain
(
27/08/2013 12:45)
hoy i Rajoelina zay oe: "ary nofo iray ihany izy roaroa" ka d normal
i Neny anefa niezaka mafy ery nanazava ny sain'ny vahoka fa manana ny fomba fijeriny sy ny fomba hitondrana ny firenena raha lany eo ary i Ravalo dia hisahana resaka hafa, sarotra ihanya nef ny hino raha ny zava-misy ankehitriny no jerena sy fakafakana

ralalason:
Kilalao saribakolin'i dada hono lalao ozy ny 54% ny olona!
4. soloras
(
27/08/2013 12:47)
Tsy atao mahagaga izany fa olona mpivady ireo. Inona no hain i Lalao @ io taranja io fa manaraka izay tenenin ny vadiny fotsiny izy.
5. ralalason
(
27/08/2013 13:12)
Marina daholo ny voalazanareo, eo koa ny sasany dia manaiky hivarotana saka be loha eo hoe manana ny fomba fijeriny manokana izy nefa hita izao fa tsy mitombona izany fa izy robot manaraka baiko avaty aoriana fotsiny hahah.
6. Dreamlover14
(
28/08/2013 13:34)
fa i TGV ve nanana traik'efa nitantanana ny firenena ? traikefa nitantanana orinasa kely aloha dia manana izy. toa an'i Lalao ravalomanana nanana traikefa nitantanana orinasa koa saingy ny haben'ny orinasa no samy hafa fa ny an'i Lalao mahenika an'i madagasikara fa ny an'i tgv nahenika ny ampaha-zaton'ny tana water front. Efa nahavita mandat iray i TGV izao dia aiza ity firenentsika ity ? Nefa nolazaina fa napetraky ny vahoaka hono izy ?
Napetraky ny foza plutôt.
Napetraky ny foza plutôt.